Archives quotidiennes : 14 mai 2018

« Ny samy Malagasy no hifandamina ». Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Ravalomanana “Ny samy Malagasy no aoka hifandamina” 12/05/2018 Nilaza ny fomba fijeriny ny toe-draharaha misy eto Madagasikara sady nandroso vahaolana ivoahana amin’ny krizy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana. Voarakitra ao anatin’ny fanambarana ofisialy navoakany omaly fa tokony hisy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Fianarantsoa, 13 May 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Nanatrika ny fampisehoan’i Rija Rasolondraibe Nijery fampisehoana aram-pilazantsara nataon’i Rija Rasolondraibe tao Fianarantsoa ny filoha Marc Ravalomanana gvalosoa | Mai 13, 2018 – Ambositra. 14 May 2018  –

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

FJKM-Ambalavao Tsienimparihy, 13 May 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

. Afaka nanao filaharana soa aman-tsara miaraka amin’ireo fianakavin’ny finoana rehetra eto amin’ny FJKM synaodamparitany Ambalavao Tsienimparihy androany Atoa Ravalomanana Marc, hamonjy sy hanatontosa ny fanompoam-pivavahana fankalazana an’Andriamanitra noho ny jobily faha-50 taonan’ny FJKM sy ny 200 taona nidiran’ny LMS.  … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire