Archives quotidiennes : 17 mai 2018

Ny Valosoa Vaovao, 17 May 2018. HCC, Miaramila…

Cette galerie contient 2 photos.

– Kianjan’ny 13 mey Tsy hamidy ny ladoany hoy ny SEMPIDOU   Ankoatra  ny fanentanana sy ny tolona tarihan’ny Solombavambahoaka 73 etsy amin’ny kianjan’ny 13 Mey Analakely dia ahafantarana vaovao samihafa koa eny an-toerana. Anisan’ny nisongadina omaly ny eny amin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Cocktail molotov » teny Ankatso Nokaramaina ireo mpitoraka .

Cette galerie contient 2 photos.

« Cocktail molotov » teny Ankatso Nokaramaina 30 000 ariary ireo mpitoraka ? 17/05/2018 Nisy nitoraka « cocktail molotov » ny ekipan’ny depiote mpanohitra izay notarihan’ny mpisolovava Hanitra Razafimanantsoa tetsy Ankatso omaly, rehefa avy nanao fanentanana ny mpianatra tao amin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Alakamisy 17 May 2018. Kianjan’ny 13 May-HCC Ambohidahy.

Cette galerie contient 2 photos.

Sépière Mauricette Tiaray Andriamasinavalona  Hotel De Ville Antananarivo,  17 Mai, Hila tsy hantonona anay ny arabe nihazo ny HCC,aty @ HCC ny lohany ary any @ kianja ny 13 Mai ny farany,ny tolona tsy maintsy mandresy. – Le message des députés … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Miaramilan’Iavoloha (GP)… Mitety toby. Adino sahady ny 21 Aprily… Resy ny Tafika.

Cette galerie contient 2 photos.

Miaramilan’Iavoloha (GP) Mitety toby miaramila mizara vola   Araka ny loharanom-baovao voarainay eto amin’ny gazety Ny Valosoa Vaovao, hampiasa miaramila ny Filoha Hery Rajaonarimampianina sy ireo olona akaiky azy tsy hialany amin’ny toerany. Noho izay antony izay, misy amin’izao fotoana … Lire la suite

Galerie | Laisser un commentaire

Alarobia 16 May 2018. Ankatso-Kianjan’ny 13 May.

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa. Mivoaka daholo ny mpianatra, nisy ny nanakorotana fa efa tratra e! http://www.gvalosoa.com . Les images parlent d’elles même par gvalosoa | Mai 16, 2018 Le pouvoir pétrifié par la présence massive des manifestants par gvalosoa | Mai 16, 2018 … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ambalavao Tsieniparihy-Fjkm. Marc Ravalomanana. Video.

Cette galerie contient 2 photos.

– Faly aho niara-niombombavaka teto Ambalavao « Faly aho niara-niombombavaka teto Ambalavao, ary nanararaotra ny fihaonana teto ihany koa nanaovako tatitra momba ny tsangambaton’ny fahadimampolo taonan’ny FJKM sy ny faharoanjato taona nidiran’ny LMS. Mandeha tsara avokoa ny asa na ny ao … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Atalata 15 May 2018. Kianjan’ny 13 May.

Cette galerie contient 2 photos.

La journée du mardi 15 mai 2018 à Analakely en images par gvalosoa | Mai 15, 2018 Les députés du changement toujours debouts, lancent un ultimatum à la HCC par gvalosoa | Mai 15, 2018 D’après les informations, les députés … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire