Archives quotidiennes : 25 mai 2018

Zanak’i Dada-Tim, Zoma 25 May 2018. Kianjan’ny 13 May.

Cette galerie contient 2 photos.

Présence massive des partisans du Tiako-I-Madagasikara par gvalosoa | Mai 25, 2018 Les partisans du Tiako-I-Madagasikara sont nombreux à Analakely ce vendredi 25 mai. Les couleurs du Tiako-I-Madagasikara sont à l’honneur, la présence massive des zanak’i Dada impressionne. 25/05/2018 – … Lire la suite

Galerie | Laisser un commentaire

« Miala Rajao » no vaha olana. Ny Tafika sy Zandary ve no antenaina ? Vao maika loza. Santionany.

Cette galerie contient 4 photos.

 

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Fetin’ny Reny, Faravohitra. CUA.

Cette galerie contient 2 photos.

FETIN’NY RENY KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA Tonga niarahaba ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana mivady teny Faravohitra io hariva io ireo Mpitantana ny Fiadidiana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra amin’izao ankatoky ny Fetin’ny Reny 2018 izao. Lanonana tsotra nefa nisy ihany ny fampitan-kafatra fohy … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Décision de la Haute Cour Constitutionnelle ce 25 Mai 2018 : Hery Rajao peut se porter candidat…

Cette galerie contient 2 photos.

Décision n°18-HCC/D3 du 25 mai 2018 Relative à une requête en déchéance du Président de la République Hery RAJAONARIMAMPIANINA La Haute Cour Constitutionnelle, Vu la Constitution ; Vu l’Ordonnance n°2001-003 du 18 novembre 2001 portant loi organique relative à la … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 24 May 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

  Tsy matin’ny fitondrana sy ny HVM intsony ny afo nampiretiny   Izao vao mikoropaka ny fanjakana tarihan’ny Hvm saingy  efa tara . Atao daholo ankehitriny  ny karazana  famonoana afo fa tsy lasa satria ilay vovok’aina mihitsy no tsy ao … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Alakamisy 24 May 2018. Magro, Kianjan’ny 13 May, Anosy (Fitsarana).

Cette galerie contient 2 photos.

Marche vers le 13 mai des zakan’i « Dada » par gvalosoa | Mai 24, 2018 Magro-Behoririka.  . Kianjan’ny 13 May. – Nametraka fitoriana teny amin’ny tribonaly ny 73 depiote par gvalosoa | Mai 24, 2018 Tafapetraka ny fitoriana ny fanjakana mpanao … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire