Toliara. Harena robain’ireo Sinoa. Aiza Atoa Minisitra ?

Harato 90 km no ampiasainy

Robain’ny sinoa ny harena an-dranomasina any Toliara

 

Zava-misy sy zava- marina eo amin’ny sehatry ny jono eto amintsika izao manaraka izao : mampalahelo fa misy sambo sinoa 6 any amin’ny fari-dranomasin’i Toliara, raofiny daholo izay zava-manan’ aina any an-dranomasina any. 15 km ny harato ampiasain’ny sambo iray, izany hoe : 15 km× 6= 90km ny hlavan’ny harato ampiasain’izy ireo any ampovoan-dranomasina any. Tsy hita hoe manjavona aiza ny zavatra haratoviny. Araka ny fantatra dia tsy latsaka ny folo (10) ny mpanjono malagasy tsotra nifanena tamin’ireo sinoa ireo no tsy hita sy tsy fantatra na maty na velona hatramin’izao. Minisitra avy any amin’ny Faritanin’i Toliara iny no voalaza fa tompon’antoka amin’izao fandrobana ny harem-pirenena izao, nanome alalana ireto sinoa ireto dia ny ministry ny jono sy ny harena anaty rano Gilbert François.

Ny Valosoa

MAMPALAHELO FA MISY SAMBO SINOA ENINA ATY AMIN NY FARIDRANOMASIN NY TULEAR RAOFINY DAHOLO ZE ZAVA MANAN’ AINA ANY ANDRANOMASINA ANY ! 15 KM JE DIS BIEN 15 KM NY ARATO NY SAMBO IRAY (C’EST A DIRE 15×6= 90. KM DE FILET )
ANY AMPOVOAN DRANOMASINA ANY DE TSY HITA HOE MANJAVONA AIZA NY ZAVATRA ARATOVINA
ARAKA NY FANTATRA DIA TSY LATSAKA NY FOLO (10) NY MPANJONO GASY TSOTRA NIFANENA TAMIN IREO SINOA IREO NO TSY HITA TSY FANTATRA NA MATY NA VELONA
MINISITRA AVY ATY AMY FARITRA TULEAR GILBERT FRANÇOIS ANEFA NO MANOME ALALANA AN IZANY FANDROBANA NY HARENAM PIRENENA IZANY
MBA AMPARITAO SY AMPAHALALAO NY REHETRA NY FISIAN IZANY. Vo nahazo confirmation taminy mp taminynamana avy any aminilay faritra voakasika za fa marina io info io…😟Saina gasy sy sinoa no ita eo. Port ao Tuléar le sary.

Milon Kazar. 25/05/2018.

Milon Kazar1

Milon Kazar3

Milon Kazar4

Joelson Jonas

Des chinois protégés en haut lieu exportent avec la complicité du Ministère de la pêche des drakaky vaviny et des drakaky de dimensions en deçà de 11 cm dont la collecte et l’export sont strictement interdits. Si cette pratique mafieuse continue à sévir, Madagascar n’aura plus de crabes de mangroves d’ici peu. Il est temps de stopper ce pillage et poursuivre en justice les responsables.

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué , , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

Connexion à %s