Archives mensuelles : juin 2018

Fifidianana filoham-pirenena 2018. Marc Ravalomanana hatrany.

Cette galerie contient 2 photos.

Fifidianana filoham-pirenena : Amin’ny 7 novambra ny fihodinana voalohany, ary ny 19 desambra ny fihodinana faharoa hoy ny Praiminisitra Christian Ntsay. – Fifidianana Filohampirenena 7 novambra : 1er « tour » 19 desambra : 2eme « tour » Nivoaka tamin’ny filan-kevitry ny governemanta notarihan’ny Praioministra Ntsay … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Lalam-pifidianana? Valiny avy @ Vahoaka, 21/04/2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Quand les 73 députés de l’opposition ont décidé de manifester ce samedi matin pour dénoncer l’adoption scandaleuse des trois lois électorales…Voilà la réponse des autorités.Alexia Nathalie Rams 21 Avril.

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Mikatso tanteraka ny fampianarana eraky ny Nosy : Miray hina ny mpampianatra.

Cette galerie contient 2 photos.

– Mpampianatra ao Vakinankaratra Hanao hetsika goavana amin’io herinandro io Raikitra ary mbola mitohy ary hihamafy ny fitokonan’ny mpampianatra ao Vakinankaratra ao, na nisy aza ny antso avo nataon’ny Filohan’ny Repobilika sy ny Praiminisitra, niantso ny mpampianatra hiverina hampianatra. Namaly … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Rome, 28 Juin 2018. Mgr Désiré Tsarahazana reçoit la barrette cardinalice des mains du Pape. 

Cette galerie contient 2 photos.

Consistoire pour la création de 14 nouveaux #cardinaux : le patriarche Sako s’adresse au Pape François. « Votre appel paternel envers nous est pour nous un encouragement dans nos souffrances ». KTO Télévision Catholique ➡️ http://bit.ly/2yWZAFA – – L’émotion de Mgr Desiré Tsarahazana, … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May, Alakamisy 28 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

    – Mitohy ny tolona eto amin ‘ny kianjan ‘ny 13mai, tonga maro ny vahoaka. Arp Helisoa Mpikabary eo ambony – Ny depiote Hanitra Hanitriniaina Razafimanantsoa eto amin ‘ny 13mai – Miray hina ny mpampianatra rehetra – Ny depiote teo aloha Leriva Manahirana … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, Alakamisy 28 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Fitaterana Nahomby ny fitokonan’ny mpitatitra   Azo lazaina ho nahomby ny fitokonan’ny mpitatitra teto Antananarivo Renivohitra, sy ny manodidina ny Renivohitra omaly, noho ny hetsika nataon’ireo mpitatitra mivondrona ao amin’ny UCTU sy ny UCTS, na ny fikambanan’ireo mpitatitra an-tanàn-dehibe sy … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May, Alarobia 27 Jiona 2018. Mitohy ny tolona.

Cette galerie contient 2 photos.

– 27 jona 2018 Mitohy ny tolona izay no baiko-pitolomana niainga teto amin’ny 13 mai androany.Livasoa Razafindrasolo Na tsy misy miasa aza ny taxibe dia vory lanona ireo vahoaka mitaky ny fanovana eto amin ‘ny kianjan ‘ny 13mai. Arp Helisoa Mbola … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Le paradis perdu ».Film traitant des difficultés auxquelles se heurtent les habitants de Madagascar depuis la crise politique de 2009.

Cette galerie contient 2 photos.

Facelooking TV –   – Trafikana omby Miara-miasa ny sinoa sy ny dahalo ? 18/11/2016 Tandindonin-doza ny omby Malagasy amin’izao fotoana izao. Efa ho lany tamingana ny omby any Atsimon’ny Nosy kanefa tsy mahataitra ny fanjakana izany. Maro amin’ny olon-tsotra … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Atoa P.Tsiranana. Kolonely R. Ratsimandrava. Tsiahy sarotra.

Cette galerie contient 2 photos.

PHILBERT TSIRANANA et son ile Ho jerena amin ny alalan ny oronan-tsary fahiny. Tsy nisy tamin ny fiteny Malagasy ina.fr – RATSY FIAFARA NY TANTARAN’ATOA P. TSIRANANA. Aman-jatony ireo nodimandry (Avril 1971, May 1972)  Voir 13 Mai 1972. Extrait : … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

21 Avril 2018. Foloalindahy voasambotra teo aminy Kianja, hafatra (II).

Cette galerie contient 4 photos.

Nasaina nandady ireo mpitandro filaminana tratra farany tao amin’ny lapan’ny tanàna taorian’ny tifitra nahafatesana olona teny antoerana. Hafatra no napetrak’ireo députés mba tsy hisian’ny fampiasan-kery intsony…🤨 –    

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire