Archives quotidiennes : 3 juin 2018

Hery, Olivier. Atsangano ny saina fotsy.

Cette galerie contient 2 photos.

– MANANGANA SAINA FOTSY 01/06/2018 Manangana saina fotsy Rajao dia mifampiraharaha amin’ny fianakaviam-ben’ny mpitandro ny filaminana izay milaza ny hanangana ny fitondràna miaramila raha tsy milamina ny fifanarahana politika izay mandeha omaly. Inona anefa ny olana raha mametra-pialàna tsotra fotsiny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 02 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Distrikan’Ambatomaity Miandry ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana ny vahoaka   Distrika azo hambara fa manana otrik’arena betsaka Ambatomainty any amin’ny Faritr’i Melaky Faritanin’i Mahajanga iny  hatramin’izay ka hatramin’izao, saingy toa mangetaheta ambony lakana ihany ny mponina satria tsy misitraka izany … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May, Asabotsy 02 Jiona 2018. Toromarika.

Cette galerie contient 2 photos.

02.06.2018 – Ambiance kianjan’ny 13 mai : Fandraisam-pitenenana nataon’ny Filoha Lefitry ny Antienimieram-pirenena me Hanitriniaina Razafimanantsoa Malagasy Noverezina ZO est avec Mpitolona Malagasy. – Tim Tanora Tana IV soutient hetsiky ny 73 députés ho an’ny fanovana avecTanora Tim Vangaindrano  Anio … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

CCI Ivato. Fampihavanam-pirenena, 01 Jiona 2018. Fitadiavan-tseza.

Cette galerie contient 2 photos.

– Ady, ompa, taimbava…. izay no niafarany teny CCI ivato, ny dinika hatongavana amin’ny fifanarahana politika na accord politique. Rehefa seza sy kajikajy no tadiavana fa tsy fanovana mankany amin’ny marina dia RAVA MAINA. Guy Rivo Randrianarisoa. 01 Juin 2018

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ivato. Vahoaka tezitra sy Solonandrasana Olivier (PM), 01 Jona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Serasera Mada. 1 juin, #PM_MAHAFALY_SOLONANDRASANA: « Niharan’ny hatezeram-bahoaka teny Ivato androany » . Efa miharihary ny tsy fitiavan’ny vahoaka Malagasy ny fitondrana HVM fa dia vahoaka marobe no tezitra sy tsy faly vao nahita ny Praiministra teny Ivato ka nirohotra naneho ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire