Andry Rajoelina. Bulletin d’informations (Video).

Andry Rajoelina, l’homme qui s’est déclaré candidat à la prochaine élections présidentielles ne brille pas par le choix de son entourage. Entre scandale judiciaire, corruption aggravée et détournement de fonds, les proches de l’ancien-président de la transition ne brillent pas par leurs vertus sur le champ politico-économique de Madagascar. Parmi ces sulfureux amis se trouve David Douillet qui est connu pour avoir été épinglé par la Haute autorité pour la Transparence de la vie publique (HATVP). Ensuite il y a Jean-François Mancel, un fidèle d’Andry Rajoelina qui a milité pour le mariage homosexuel. Sans oublier Mamy Ravatomanga qui est déjà dans le collimateur des justices française et malgache.

Tous ensemble avec Le president 15 Juin 2018.

ANJARAN-DRAJOELINA HONO IZAO NY FITONDRANA !!krkrkr

Taiza hono isika no niainga , dia aiza ho aiza isika izao, dia hoaiza isika avy eo ???
DIA GAGA ENAO ?? Lundi NOIR du 26 Fev 2009 isika no niainga Ramose dia izao hataonareo sy RAJAO minantadiny izao zahay zao ,ary dia tediavinao sy ny IEM nao hozanahana indray mandeha indray ko inona indray ?Tsy azoko ny tianao lazaina NEFA dia ianao no acteur tompon’izany adklé izany !!!
NY VAHOAKA TSY ADALA TSONY HOY ENAO IZAY!

Tsy dia nisy azoko noraisinareo ny kabarinao, juste nanazava ndray mandeha ndray ny lalana navoakan’ ny HCC , dia nampanantena enao avy eo fa hitondra ireo akamanao hitsidika ny faritany hampisafidy izay faritra tianao hozaraina na hovidiany !Farany moa sady ilay clous du spectacle dia ny hoe hataovy haingana ny FIFIDIANANA !! Havoay malaky ny DATIMPIFIDIANANA !!!

Maika mihitsy zoky a !! Nga dia efa poins be mihitsy izy ao ?Dia ahoana ny CENI sy ireo HVM manamaimbo io governemanta io ? Dia ahoana ireo vondrona sy syndicat manao fitakiana ireo? Hataonao ho fitediavan-tseza ve izany ny fitakian’izireo ?? Un peu de tenu quand même lesy zandrikely a !! Aza maika , leiroa a!! Aleo hilamina dia hisesy, haseo anao ny tany kanàna fa tsy natao ho tonga eny enao TOY ny nahazo AN’I Mosesy t@ faran’ny dian’ny zanak’israely tany an’efitra ! Nanota teto Madagasikara enao ka tsy mendrika ny hahazo fahefana izany intsony!!

MAZAVA izao ny tetikareo sy Rajao,vitanareo ny kajy ary nandefitra RAJAO ,manahy aho fa mety tsy hilatsaka intsony aza Rajao fa derniere mission hataony ny hanangona faran’izay zokiny TOY ny nataonao dia hiala ilany izy avy eo! POROFON’IZANY !! Nifampizaranareo ny ministera clé izay mifandraika @ objectif nareo : RAJAO naka ny Mines sy ny vola izay hahafahany mangorona sy manakona ny business hataony faramparany!RAJOELINA naka ny fananantany hahafahana manomboka ny afera, intérieur mba hahazoana mifehy sy mangalabato @ fifidianana ary ny ministeran’ny mponina hahafahana mamafikatrana ny vola @ asa soa mba hahazahoana ny fon’ny vahoaka! Ny TIM mody nomena ny industrie dia faly hisokafan’ny TIKO sy AAA,saingy mbola nokapaina ihany eo @ MBS sy ny sisa tsy hahafahany mihetsika @ fampielezan-kevitra!!

AZA Mbola misioka RAHA tsy tafavoaka ny ala e ! Masina io tany hitsahanao io ary ny tany tsy lany olomanga !! Dia hoe anjaranao ve hoe izao?? Tsy misy halatra io fifidianana io Ramose ,sinon eo enao sahirana !!! Fausse joker enao ry Zandry !!!
#hilatsakaenyizaodadanayKelly Geant 

Rajoelina 2009 Kelly

 

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

w

Connexion à %s