Archives quotidiennes : 21 juin 2018

SIM-Tanjombato. Marc sy Lalao Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Tonga nanatrika ny fanokafana ny SIM (Salon de l’Industrie de Madagascar) tao Tanjombato ny filoha Marc Ravalomanana sy ny ben ‘ny tanana Lalao Ravalomanana ny maraina teo. Arp Helisoa. 21/06/2018. Tonga nanatrika ny andiany fahaefatra ny SIM teto Tanjombato ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Mandeha soaman-tsara ny MBS. 21 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

21 juin 2018 – MBS: Afa-geja Noravàn’ny Conseil d’Etat ny fanapahankevitry ny ministeran’ny serasera nanantona ny « licence d’exploitation » (radio sy télé) an’ny orinasa MBS. Afaka miasa tanteraka ny MBS. Mandroso Randria est avec Livasoa Razafindrasolo Afaka mandeha soaman-tsara amin’izay … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Tsy miato ny Tolona », « Accord politique »!!!

Cette galerie contient 2 photos.

Kianjan’ny 13 mey Tsy miato ny tolona na dia somparana aza… 21/06/2018 Tonga maro ny vahoaka teny amin’ny Kianjan’ny 13 mey omaly, na nisy aza ny fisintahana tsy an-kiera nataon’ny MAPAR. Nambaran’ny solombavambahoaka voafidy tany Arivonimamo Rakotomanjato Rodin, fa tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May, Alarobia 20 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Livasoa Razafindrasolo Alarobia 20 jona 2018 :Tonga mavitrika manohy ny tolona eto amin’ny kianjan’ny 13 mai ny vahoaka sy ny sendik🎼🎼🎼 « Aiza izahay izay vitsy eo? » Dpte Felix Randriamandimbisoa Alarobia 20jiona Tsy ajanontsika ity tolombahoaka eto am kianja 13may ity … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May, Talata 19 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Tim Tanora Tana IV, Tanora Tim Vangaindrano ,19 juin, 17:57 Ry fonctionnaires, Mahaiza misafidy tsara fa hitanareo izao ny tena Olona vonona hifanohana aminareo. Miasa Miaraka, 19 juin, 11:29 TSY HAMADIKA NY TOLONA SY NY VAHOAKA IZAHAY HOY NY DEPUTÉ TIM raha … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire