Kianjan’ny 13 May, Talata 19 Jiona 2018.

Tim Tanora Tana IV, Tanora Tim Vangaindrano ,19 juin, 17:57

Ry fonctionnaires,
Mahaiza misafidy tsara fa hitanareo izao ny tena Olona vonona hifanohana aminareo.

K 19 Jiona1

K 19 Jiona2

K 19 Jiona3

Miasa Miaraka, 19 juin, 11:29

K 19 Jiona4

TSY HAMADIKA NY TOLONA SY NY VAHOAKA IZAHAY HOY NY DEPUTÉ TIM
raha ny zavanisy teny ankianja omaly dia tsy nisy tonga teny ireo deputé loranjy fa naleony nanatrika an’i tsiandraofana toy izay nifanotrona tamin’ireo vahoaka nahazoany ireo toerana ireo!

Felix Michel, 19 juin, 10:49

REHEFA NIALA NY MAPAR DE TSY MBA NAMPILAZA NY TENY ANKIANJA AKORY ARY DIA NAHATSIARO HO VOAFITAKA MAFY IREO SYNDICAT MARO BE. ZAO DIA HO AVY MARO AMIN’IZAY NY VAHOAKA MARO BE IZAY MPANOHANA AN’I DADA SY IREO VAHOAKA NIFIDY NY BEN’NY TANANAN’IARIVO REHETRA MIARAKA @ SYNDCAT. MITOHY NY TOLONA ARY TS MIJANONA RAHA TSY AZO NY TANJONA.

K 19Jiona5

 –

Livasoa Razafindrasolo, 19 juin, 10:43

11h30 : eto amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena ireo mpampianatra sy ny depiote Tim.

Tim Tanora Tana IV

Miroso ny dia,eto amin’ny MEN ny mpitolona…manafatra ireo chef cisco sy Dren me Hanitra mba tsy hamitaka sy hanaiky ho fitahina…tsy misy lehibe tokony hanaorevendication syndicale raha ny tokony ho izy
#mpampianatra_mijoro
Nandalovana koa ny eto @fitaterana na dia ambenan’ny mpitondra filaminana fatratra aza

 

Tolona 19 Jiona8

Tolona 19 Jiona7

Tolona 19 Jiona6

Tolona 19 Jiona2

Tolona 19 Jiona4

Tolona 19 Jiona10

Tolona 19 Jiona9

Tolona 19 Jiona5

Livasoa Razafindrasolo 19 juin,

Talata 19 jona 2018 : Tonga eto amin’ny minisiteran’ny fambolena sy fiompiana ireo vahoaka mpitolona manotrona ny mpiasa : noho ny antsojay atao amin’ireo mpitokona dia mangataka ny fialan’ny Minisitra izy ireo.

Tolona 19 Jiona18

Tolona 19 Jiona19

Tolona 19 Jiona20

K 19 JIONA6

Livasoa Razafindrasolo, 19 juin, 15:47

Tsy mijanona ny tolona raha tsy tanteraka ny fitakiana. Ampian-tafika, tsy ampian-tafika e.

K 19 Jiona10

K 19 Jiona8

K 19 Jiona7

Tolona 19 Jiona14

Stanislas Zafilahy. 19 juin, 18:22

MIHAMAZAVA NY FOMBA FANAOVANA POLITIKA EFA NAHAZATRA NY SASANY HATRIZAY, DIA NY FANAOVANA NY VAHOAKA MALAGASY TOHATRA HIAKARANA SY FAKANA SEZA. REHEFA AZONY NY NITADIAVANY, DIA TSY RAHARAHIANY INTSONY NA NISY AINA NAFOY, NA HO VOAROAKA AMIN ‘ NY ASANY AZA IREO SINDIKALISTA NITOLONA MBA NANANTENA FA HISY FANOVANA MARINA EO AMIN ‘ NY FOMBA FITANTANANA SY FITONDRANA IREO MPIASA ARY NY MBA VALIN- KASASARANY HO TAMBINY NY ASA SY NY FIHEZAHANA NATAONY .
IZANY NO NIMATIMATESANA TENY AMIN ‘ NY KIANJA 13 MAY MBA HISIAN ‘ NY TENA FANOVANA MARINA ETO AMIN ‘ NY TANY SY NY FANJAKANA. ANKEHITRINY ANEFA DIA HODIAN’ NY SASANY TSY HENOANA NY FITABATABANA NATAO TENY AMBONY SEHATRA.


TSY ATAONTSIKA HAHAKIVY IZANY FA NY MARINA TSY MBA MATY ARY TSY HO AFA- MIALA IZAY MANAO TSINONTSINONA NY TOLONA NIFANARAHANA.
MANANTENA ANTSIKA REHETRA MBA SAMY HO TONGA SAINA KA HIJORO TSY HANAIKY INTSONY NY FOMBA FANAOVANA POLITIKA TOY IZANY FA HIHEZAKA HAMPISEHO FA SAMY LEO KA HIARAKA HO TONGA MARO ENY AMIN ‘ NY KIANJA 13 MAY HAMITANTSIKA HATRAMIN ‘ NY FARANY ITY TOLONA EFA NIFANEKENTSIKA MIANAKAVY . TONGAVA MARO FA IZAY BE NO BASY.

HO ANTSIKA MPOMBA AN ‘ I DADA DIA ENY AMIN ‘ NY KIANJA MAGRO BEHORIRIKA NO FOTOANA KA ENY ISIKA NO HIARA – HIAINGA HAMONJY NY TOLONA ENY AMIN ‘ NY KIANJA 13 MAY.
HOMBA SY HITAHY ANTSIKA MIANAKAVY ANIE NY TOMPO E!

Place 13 Mai a2

Publicités

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Galerie | Cet article, publié dans Non classé, est tagué . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion /  Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion /  Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion /  Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion /  Changer )

w

Connexion à %s