Archives mensuelles : juillet 2018

Ny Valosoa Vaovao, 31 Jolay 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Tena tian’ny vahoakan’Alaotra Ravalo   Vao nandalo fotsiny ny Filoha Ravalomanana Marc ny zoma teo dia efa nitsangam-bolo tsy nisy toa izany ny ekipan’ny HVM Alaotra. Nirodorodo nanaradia an’i Dada avokoa ny vahoaka rehetra raha nahita azy nandeha nijery foara … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018? Jery todika aloha…Mahaiza mandinika sao hanenina indray.

Cette galerie contient 3 photos.

Malaza amin’ny resaka fanonganam-panjakana i Afrika, anisany i Madagasikara ka ny tamin’ny #2009 izay notarihin’i Andry Rajoelina no malaza indrindra. Indro ny jery todika tamin’izany haverina eto mba hanatsoahana lesona amin’ny ho avy sy ho tantara tsy fanadino. #Putschiste #Andry_Rajoelina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Atoa Marc Ravalomanana, ny ankohonany sy ny orinasany TIKO. Ny Vaovaontsika.

Cette galerie contient 2 photos.

Atoa Marc Ravalomanana, ny ankohonany sy ny orinasany TIKO (Gazety Ny Vaovaontsika) Nivarotra ronono sy yaourt tamin’ny alalan’ny bisikilety no niantombohan’nyfiharian’I Marc Ravalomanana. Niezaka mafy izy, nampandroso haingana ny orinasa izay natsangany tamin’ny hatsembohana. Betsaka ireo mpiasa ao amin’ny Hotel … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Tsipy kanetibe-Tompondaka-eran-tany. Rakotondrainibe Jean Daniel, 17 taona. 29 Jolay 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Tsipy kanetibe : Lasan’i Madagasikara tamin’ny alalan’i #Zigle na i Rakotondrainibe Jean Daniel, 17 taona, ny amboara sy ny medaly volamena teo amin’ny taranja olon-tokana lehilahy tamin’ny #Mondial_des_volcans_2018. Resiny teo amin’ny famaranana tamin’ny isa 13 no no 7 ilay Frantsay, … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

CUA- Fivoriana ara-potoana, 30 Jolay 2018. Atoa Livasoa Razafindrasolo Mpanolotsaina vaovao.

Cette galerie contient 2 photos.

CUA- fivoriana ara-potoana voalohan’ny Filan-kevitry ny tanàna Salama ary miha-salama hatrany ny toe-bolan’ny Kaominina Antananarivo (CUA) hoy ny ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana androany maraina, tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely, nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny filan-kevitry … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Sakatsakana tao Ambatondrazaka. Tsy maintsy miroso ny filoha Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Foaran’Ambatondrazaka Nosakantsakanana indray Ravalo   Tonga nitsidika ny Foara Tangorona andiany faha-2 tany Ambatondrazaka omaly ny filoha nasionalin’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM) Marc Ravalomanana, nisy anefa ny fanakantsakana azy nataon’ny mpitandro filaminana nandritra ny fitsidihana saika hataony ireo tranoeva … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Vavolombelona Mahatoky-Fjkm », Antsahamanitra 29 Jolay 2018. Marc Ravalomanana mivady.

Cette galerie contient 2 photos.

Tonga nanotrona ny fanompoam-pivavahana « fanirahana mpiasa vaovao », teto Antsahamanitra izahay mivady, zava-dehibe amin’ny finoana ny fananana olom-boahosotra toa azy ireo, ahitana mpitandrindra miisa 111 sy mpampianatra 53. Mitso-drano azy ireo ahefa be amin’ny finoana ary ahavita ny asa nanirahan’i Tompo … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Alaotra-Mangoro « Henoko avokoa ny antso sy ny fitarainana nataonareo ». Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

« Henoko avokoa ny antso sy ny fitarainana nataonareo ».Marc Ravalomanana – Ofisialy

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Andaingo, Ambodirano, Amboasary-Faritr’Alaotra (V), 27 Jolay 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

« Tsikitsiky sy haravoana hatrany no nasetrinareo ahy teny an-dalana na tany Ambodirano na Amboasary na Andaingo. Nifanakalo hevitra sy nifampihaino isika rehefa nasainareo hitafa taminareo aho. Nanohina ahy manokana ny ankamaroan’ny zavatra tsy maintsy atrehana sy iainanareo amin’ny andavanandro, izay … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Amparafaravola-Faritr’Alaotra (IV), 27 Jolay 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Eto Amparafaravola, gaga aho rehefa nijanona erakin’ny ny lalana nankaty iny fa dia mitovy daholo ny fitarainanareo momba ny asan- dahalo. Haiko tsara ny fitaintainareo, hitondra vahaolana maharitra isika fa mila mifampatoky tsara.Marc Ravalomanana – Ofisialy

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire