Archives quotidiennes : 1 juillet 2018

Kianjan’ny 13 May, Asabotsy 30 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Atao amboletra ny datimpifidianana fa tsy maintsy mihatrika ny TIM Tsy ny datimpifidianana no hampisy fitoniana eto amin ‘ny firenena fa ny fanatanterahana azy , koa , tanteraka ve ny fepetra rehetra ahafahana manao ny fifidianana? Arp Helisoa – Mandray anjara … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 30 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

  Fifidianana Filohampirenena 7 novambra : 1er « tour » 19 desambra : 2eme « tour » Nivoaka tamin’ny filan-kevitry ny governemanta notarihan’ny Praioministra Ntsay Christian omaly teny amin’ny Lapam-panjakan’i Mahazoarivo, ny datim-pifidianana filoham-pirenena hatao eto amintsika amin’ity taona ity. Ny fifidianana fihodinana voalohany na ny … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire