Archives quotidiennes : 2 juillet 2018

Andranomena Arivonimamo, 4 no maty ary 43 no naratra. Ravalomanana mivady namangy (HJRA).

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Ravalomanana sy ny ben’ny tanàna nankahery ireo niharan-doza tetsy amin’ny HJRA  01/07/2018 Nankahery ireo naratra sy nitondra teny fampiononana ireo nanana ny namoy ny ainy noho ny lozam-pifamoivoizana androany tany Andranomena Arivonimamo, pk 40, ny filoha Nasionalin’ny antoko Tiako … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire