Archives quotidiennes : 3 juillet 2018

Kianjan’ny 13 May, Alatsinainy 02 Jolay 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Mitohy ny tolona ho an’ny fanovàna ataon’ny depiote TIM sy ny vahoaka ao amin’ny kianjan’ny 13 MAI , mbola tsy tratra ny tanjona ,Arp Helisoa – Ravalomanana sy ny TIM Vonona hiatrika fifidianana 03/07/2018 Efa nambaran’i Marc Ravalomanana hatry ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Rafaramalala Heriniaina Eulalie. « SOA », Andry Rakoto.

Cette galerie contient 2 photos.

Izy no RAFARAMALALA Eulalie, ankizy vao 16 taona nahasahy nidina tao anaty rano namonjy zazavavy kely vao amam-bolana izay nipitika avy tao anaty fiara lehibe fitanterana niaran-doza tamin’ny lalana makany Manalalondo. Mendrika ho hankasitrahana izy noho ny vonjy aina izay … Lire la suite

Galerie | Tagué | 1 commentaire