Archives quotidiennes : 4 juillet 2018

Ny Valosoa Vaovao, 03 Jolay 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Mpanabe Vakinankaratra Mitohy hatrany amin’ireo distrika manodidina ny grevy   Tsy ny eto Antsirabe ihany no mitokona ny mpampianatra fa hatrany amin’ireo distrika manodidina ihany koa. Ho an’ny distrikan’Antanifotsy dia nanao fanentanana tamin’ny radio ireo sampana « Mandatehezan’ny Fanabeazam-pirenena », ka … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May, Atalata 03 Jolay 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Mitohy ny tolona eto amin ‘ny kianjan ‘ny 13mai. Arp Helisoa. 3/07/2018. 03 jolay 2018 : Hifanohana hatramin’ny farany ireo sendika sy ny depiote Tim ho an’ny fanovana ary ireo mpitolona, izay no dina nifanaovana teo amin’ny kianjan’ny 13 mai androany. Livasoa … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire