Archives quotidiennes : 7 juillet 2018

Ny Valosoa Vaovao, Asabotsy 07 Jolay 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Tsy voajery ny fahasahiranan’ny mponina andavanandro Saika variana any amin’ny lafiny politika tanteraka ny fitondrana Hery Rajaonarimampianina amin’izao fotoana izao. Miompana mandrakariva amin’ny resaka fifidianana no imasoany isan’andro miaraka amin’ny governemanta Ntsay Christian. Izany no ifotoran’ny tompon’andraiki-panjakana. Ny fidangan’ny vidim-piainana … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Anosy-Mpampianatra, Zoma 06 Jolay 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Mpampianatra mpanabe sy ny SSM eo amin’ny ministeran’ny fanabeazampirenena. Tolon’ny mpampianatra mpanabe eto amin’ny minisiteran’ny fanabeazampirenena. Tonga ihany koa ny sendika SSM manolotanana azy ireo. Tsy rariny ny fanipazana baomba mandatsadranomaso ny mpampianatra omaly.

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Tgv le Retour? Peuple malgache tu as la memoire courte. Mediapart.

Cette galerie contient 2 photos.

– Retour de Andry Rajoelina! Vraiment Peuple Malgache tu as la mémoire courte! Un peu de retenue voyons, reflèchis! Quant nous assistons à cette mise en scène de Andry Rajoelina pour favoriser l’élection des candidats Mapar, et voyons cette population … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire