Archives quotidiennes : 12 juillet 2018

« Tsy manohana kandida ny eglizy katolika » hoy i Mgr Désiré Tsarahazana.

Cette galerie contient 2 photos.

Fifidianana ho Filoham-pirenena. Tenin’i Mgr Tsarahazana teny Ivandry. « Tsy manohana kandida ny eglizy katolika » hoy i Mgr Désiré Tsarahazana.   Publicités

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Ceg Analamahitsy. Ny tompon’ilay tany sy ireo nivarotra (Tanim-panjakana).

Cette galerie contient 2 photos.

– 11 juil. 2018 – CEG Analamahitsy: Ny CUA tamin’ny 1998 no nivarotra ny sombin-tany 4.217 m² atao hoe « ANTSONJOMBE COMMUNE » tamin’dRtoa Razaiarimanga Marie Meltine (voasoratra anarana any anatin’ilay Convention de partenariat efa nofoanana iny). 10.000F ny vidin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Dorkasy Fjkm-Imerikasinina, 12 Jolay 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Nanatrika ny fihaonamben’ny sampana Dorkasy FJKM Antananarivo renivohitra teny amin’ny fiangonana FJKM IMERIKASININA FANASINA ny filohan’ny jobily faha 50 taona ny FJKM ny filoha Marc Ravalomanana ny maraina teo. Arp Helisoa , 12/07/2016. Tsy maintsy maka sary fahatsiarovana rehefa mahita ny filoha … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Kardinaly Tsarahazana Désiré sy ny Ben’ny Tanana mivady. Ivandry, Ekar Antanimena.

Cette galerie contient 2 photos.

Miarahaba ny Eglizy Katolika eto Madagasikara sy ny kristianina katolika rehetra nahazo Kardinaly vaovao. Miarahaba ny Kardinaly Désiré Tsarahazana, ary mirary soa azy, hahaleo hahalasana amin’ny adidy sy andraikitra nankinina aminy. Zava-dehibe ho an’i Madagasikara ny nahazo Kardinaly indray rehefa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ravalomanana sy ny KMMR Vonona amin’ny fifidianana.

Cette galerie contient 2 photos.

Ravalomanana sy ny KMMR Vonona amin’ny fifidianana 11/07/2018 Efa volana maromaro no niasa sy nandamina ny fomba hijoroany ny KMMR (Komity Mpanohana an’i Marc Ravalomanana, izay nanazava hatrany ny antony tsy maintsy itokisana fa mila mirotsaka ny filoha Marc Ravalomanana, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire