Archives quotidiennes : 14 juillet 2018

Ny Valosoa Vaovao, 14 Jolay 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Very fanahy mbola velona  ny Malagasy   Efa ho tapitra tsy ho ela ity ny  fotoam-piasan’ny  filoha  Hery Rajaonarimampianina fa dia tsy misy mangirana  hatrany ny fiainan-dRamalagasy . Nilaza moa ity farany fa mbola miantraika  tamin’ny fitondràna tarihiny hono   ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Mpanjaka Andrianampoinimerina. Antananarivo.

Cette galerie contient 2 photos.

– « Mpanjaka lehibe sady endry teo amin’ny tantaran’ ny Madagasikara Andrianampoinimerina.Nandritria ny najakany dia nitady foana izy ny ampiray ny foko rehetra. Telon-zato toana aty aoriana aza dia mbola ampiasaina ny lalàna nataony ». Espace Madagascar. – Andrianampoinimerinandriantsimitoviaminandriampanjaka Andrianampoinimerina. – Ny … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Antananarivo vu du ciel », Serge Marizy. Video.

Cette galerie contient 2 photos.

Partez à la découverte d’Antananarivo (Madagascar), au travers de fabuleuses images de Serge Marizy. Africaine sur ses côtes ensoleillées, elle se fait asiatique sur ses Hautes Terres centrales, pays des rizières et hautes maisons de briques. Une culture originale, riche … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Madagasikara », Christiane Ramian. Video.

Cette galerie contient 3 photos.

Madagasikara.   Gasikarako nosy tiako Ilay anjarako sy niaviako Tsy mba afaka ao antsaiko Tsy misaraka ahy fa lalaiko Ny tanimbary sy ny tany mena Alaina antsary satry ho jerena Ireo tanàna misy ireo havana Mahatamàna fa mavamavana Tsy mba … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Mon Tanà », Christiane Ramian. Video.

Cette galerie contient 2 photos.

Mon Tanà.   Le monde avance vers son destin, Pourtant tu t’enfonces voire en déclin Tu marches en arrière vers l’infini moins Mon île isolée, tu sembles si loin! A l’heure où l’on surfe sur la voie lactée Tu es … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire