« Vavolombelona Mahatoky-Fjkm », Antsahamanitra 29 Jolay 2018. Marc Ravalomanana mivady.

Tonga nanotrona ny fanompoam-pivavahana « fanirahana mpiasa vaovao », teto Antsahamanitra izahay mivady, zava-dehibe amin’ny finoana ny fananana olom-boahosotra toa azy ireo, ahitana mpitandrindra miisa 111 sy mpampianatra 53. Mitso-drano azy ireo ahefa be amin’ny finoana ary ahavita ny asa nanirahan’i Tompo azy ireo.
« …Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana ianao »
Apok. 2 : 10. Marc Ravalomanana – Ofisialy

Antsahamanitra Jobily4

Fanompoampivavahana fanirahana mpiasa vaovao eo amin ‘ny sahan ‘ny fiangonana FJKM tao Atsahamanitra ny tolak’andro teo, andiany VAVOLOMBELONA MAHATOKY, Nanatrika izany tao antoerana ny filohan ‘ny komitin ‘ny jobily faha 50 taona ny FJKM Marc Ravalomanana. Arp Helisoa

Tonga nanotrona ny fanompoam-pivavahana famoahana mpitandrina sy mpampianatra teto Antsahamanitra ny filoha Ravalomanana mivady, marihana fa mpitandrindra miisa 111 sy mpampianatra 53 misalotra ny andiany « Vavolombelona Mahatoky » ireto nivoaka androany ireto. Ny teny faneva nentiny dia nalaina tamin’ny Apok 2 : 10 « …Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana ianao » Livasoa Razafindrasolo

Antsahamanitra Jobily11

Antsahamanitra Jobily3

Antsahamanitra Jobily5

Antsahamanitra Jobily9

Antsahamanitra Jobily7

Antsahamanitra Jobily1

Antsahamanitra Jobily2

Antsahamanitra Jobily10

Antsahamanitra Jobily13

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire