Archives quotidiennes : 3 août 2018

« Madagasikarako » (I). Antso ho antsika tsirairay samy zanak’i Gasikara, 02/08/2018. Bernard Rasolonjatovo.

Cette galerie contient 2 photos.

– Mila « mise à jour générale » ny rafi-pitondrana sy fitantanana eto Madagasikara. MILA AVERINA NY FANAJANA NY FAHAMARINANA SY NY TENA FIHAVANANA HANAVOTANA NY FIRENENA ». Bernard Rasolonjatovo – Alerte à la vigilance et appel à la résistance! À tous les Menalamba … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Flm-Ankaramalaza, Toby lehibe isankeritaona (II) 02 Aogostra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Ankaramalaza 02 aogositra 2018: enga anie hitohy atrany mandra-kariva ny herim-po sy herin-tsaina, hahafahan-tsika manana fiovan-tsaina satria zava-dehibe zany.Marc Ravalomanana – Ofisialy – Marc Ravalomanana tany Ankaramalaza « Mila miorina amin’ny finoana isika » 03/08/2018 Notanterahina omaly alakamisy 2 aogositra tamin’ny alalan’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Flm-Ankaramalaza, Toby lehibe isankeritaona (I) 02 Aogostra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

« Faly aho afaka mandray anjara amin’ny isankeritaona faha-77 n’ny Fifohazana eto amin’ny Tobilehibe Ankaramalaza, sy miara-manome voninahitra an’Andriamanitra amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy aty amin’ny synaodam-paritany Manakara, sady tsara ny andro. Fohazo mandrakariva ny finoana, tohizo hatrany ny mivelona ao anatin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 02 Aogostra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Manakara Nakotroka ny fandraisana ny Filoha Ravalomanana   Mialoha ny hihazoany an’Ankaramalaza anio, tao Manakara omaly ny filoha nasionalin’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), izay sady filohan’ny komitin’ny jobily faha-50 taonan’ny fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara na ny FJKM. Nakotroka … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire