Archives quotidiennes : 16 août 2018

Ny Valosoa Vaovao, 16 Aogositra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Filoha Marc Ravalomanana Amin’ny herinandro no handrotsaka ny dosie-ny                                        Andro vitsy sisa dia hifarana  ny  fanaterana  ny  antotan-taratasy firotsahana ho … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Fjkm-Lms, Toerana fanomanana ny Jobily-Toamasina, 16 Aogositra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Araka ny fangatahan’ny namana tsy afaka hanatrika aty an-toerana dia indro tanterinay an-tsary ny fizotran’ny fanomanana samihafa eto amin’ny Station David Jones. Efa manomboka tonga ny mpizaika ary mitsangana ny stand ny fitandremana tsirairay. Efa tonga eto ny ankamaroan’ny tompn’andraikitra, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Jobily Fjkm-Lms, Toamasina. 16 Aogositra 2018. Marc Ravalomanana tonga mifandray aminy mponina.

Cette galerie contient 2 photos.

Efa eto Toamasina izahay, hitako mavitrika daholo ny rehetra amin’ny fanomanana ny Jobily, mahafinaritra ihany koa ny fifandraisana eo amin’ny mponina. Ankinintsika amin’ny Tompo ny zavatra rehetra.Marc Ravalomanana – Ofisialy – Ankafizo an-tsary ny fandraisan’ny vahoaka eto Toamasina ny filoha … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Les lémuriens » . Conte traditionnel de l’ouest malgache. Toliara tsy miroro.

Cette galerie contient 2 photos.

Laisser les lémuriens dans leurs milieux naturels. . Il était une fois, il y a bien longtemps, dans un vaste pays lointain où le soleil brille toujours dans un ciel de bleu profond, un pays qui s’appelle Madagascar, un homme … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Antsirabe-LMS, Lasy Nationaly. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Filoha Ravalomanana Nanatrika ny lasy nasionalin’ny Pastora FLM tany Antsirabe    Antsirabe indray no nandray ny lasy Nasionaly ho an’ireo Pastora sy Téolojianina manerana ny sahan’ny FLM, hatramin’ny ahalady ho avy izao. Pastora sy vehivavy teolojianina manodidina ny 2000 no … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ekar Andohalo-Masina Maria, 15 Aogositra 2018. Lalao Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

15.08.2018 – FANOTRONAN’NY BEN’NY TANANA LALAO RAVALOMANANA NY FANOKANANA NY SARIVONGAN’I MASINA MARIA TENY AMIN’NY EKAR ANDOHALO Tonga niara-niombo-mbavaka ireo mpino katolika teny andohalo androany 15 Aogositra ny Ben’ny tanàna Antananarivo renivohitra Lalao Ravalomanana izay andro manamarika ny nampiakarana ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire