Archives quotidiennes : 25 août 2018

Mahamasina, 25 Aogositra 2018. Kabary Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

. « Tonga hanarina isika fa tsy tonga handrava. Izao no fotoana. Isika Malagasy ihany no masimandidy amin’ny fiainam-pirenentsika. Aza diso safidy, ary aza voatarika sy sodokan’ny miseho ho mamiratra nefa tsy mitondra soa. Ny tantara tsy fanadino. Fotoana koa anefa … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018. Filaharan’ireo kandida. Marc Ravalomanana faha 25.

Cette galerie contient 2 photos.

. Navoakan’ny CENI androany 25 Aogositra 2018 ny antsapaka ho filaharan’ireo Kandidà ao amin’ny « Bulletin Unique » – 01- RASOLOFONJOA Haingo Andriakajamalala – AVOTRA HO AN’NY FIRENENA 02- RAKOTOFIRINGA Richard Razafy – Solidarité des Jeunes Intellectuels pour l’Avenir de Madagascar (SJIAM) … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« 25 », Tsy mba kisendrasendra raha ity isa iray ity. Toky Baritafika.

Cette galerie contient 2 photos.

. 25   Tsy mba kisendrasendra raha ity isa iray ity Isa tena tsotra, toa tadidy hatrany hatrany Isa manambara :  » mijoroa ka sahia » Isa hamadihana ny fahantrana omaly   Ny volana aogositra, dimy amby roapolo No nihaonana indray, … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire

« Tsy misy toy ity hatramin’izay nanaovana », Sedera Ravalison.

Cette galerie contient 2 photos.

TSY MISY TOY ITY HATRAMIN`IZAY NANAOVANA   Tsy misy toy ity hatramin`izay nanaovana, Fa dia ny fifidianana no seha-pilalaovana. Mirotsaka daholo mba manafana tena, Hatramin`ireo dahalo mpambotry firenena!   Handray ny fiaingàna ireo manamanam-bola. Tsy vitsy ireo tanora , fa … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 25 Aogositra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Kianjaben’i Mahamasina Tonga ilay fotoana   Rehefa tratran’ny sakantsakana samy hafa ny Filoha Marc Ravalomanana, ny antoko TIM, ny mpomba azy ary ny vahoaka tsy ankanavaka hatramin’ny taon-dasa, dia ho tonga ihany anio ilay fotoana, hamaranana amin’ny fomba ofisialy eto … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , , | Laisser un commentaire