Archives mensuelles : septembre 2018

Ny Valosoa Vaovao, 27 Septambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Ravalo sy ny Vondrona Eoropeana Mipetraka ny fifampitokisana   Any Bruxelles renivohitr’i Belgique, misy ny foiben-toeran’ny Vondrona Eoropeana amin’izao fotoana ny Filoha Marc Ravalomanana, laharana faha-25 amin’ny bileta tokana amin’ny fifidianana filoham-pirenena hatao eto amintsika. Hatramin’ny omaly, nisy ny … Lire la suite

Galerie | Laisser un commentaire

Nanterre-Frantsa. Raharaha Mamy Ravatomanga.

Cette galerie contient 2 photos.

  Raharaha Mamy Ravatomanga (Frantsa). Tsy afa-bela manoloana ny fitsarana frantsay i Mamy Ravatomanga raha toa ka nahay nanavotra ny tenany foana teto amin’ny fitsarana malagasy. Tsy nahavita nanazava ny fomba nahazoany ireo volabe azony tamin’ny alalan’ny orinasany miisa efatra … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Ampondra sa Soavaly ireto mifaninana ? » Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

AMPONDRA SA SOAVALY IRETO MIFANINANA ?   Ny dimy ihany angamba no tena soavaly. Ny sisan`izay , tsara ho azy ny miato, Satria raha ny vatony no hatontaly, Dia angamba tsy hihoatry ny valo isan-jato.   Soavaly  “be tongotra”  ny … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, Alarobia- 26 Septambra 2018. Bruxelles-Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 3 photos.

Filoha Marc Ravalomanana any Bruxelles .Mijery ny mahasoa ny firenena miaraka amireo tomponandraikitra ambony any antoerana. Arp Helisoa Marc Ravalomanana dia manamafy ny fanarahana maso ny fifidianana miaraka amin’ireo mpanara-maso ao amin’ny Vondrona Europeana – 26/09/2018. Marc Ravalomanana – Ofisialy – Marc … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Diaspora aty Eoropa, 29 Septambra 2018. Paris, Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 3 photos.

Hafatra nataon’ny Filoha Ravalomanana tany Bruxelles : Manao izao fanambarana sy antso ho an’ny Diaspora aty Eoropa izao aho ,hiteny aminareo fotsiny aho hoe tena manao arak’izay azo atao mba ahafahana manamafy sy mampitombina ny zavatra resahina @izay kabary atao … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 25 Septambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Kandidà Ravalomanana N°25 sy ny KMMR Efa an’aliny ireo olona nandrotsaka fanampiana    Notokanana ny sabotsy teo, tetsy Bel’Air Ampandrana ny foiben-toerana na ny QG ny kandidà Marc Ravalomanana laharana faha-25 ao amin’ny biletà tokana, sy ny KMMR na ny … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Tsy mahazaka Demokrasia ? », Malo.

Cette galerie contient 2 photos.

– TSY MAHAZAKA DEMOKRASIA ?   Tsy zakan`ise ny demokrasia Nefa ise `ty toa tena misisika hatrany. Sao lahy fifidianana no hampahia Ka tsy aleo ve mipetraka  sao hitomany ?   IEM ity tena kobaka am-bava, Fa resa-manidina sy misavoana. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao. Atalata 25 Septambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– FIFIDIANANA : Tontosa androany teny amin’ny Biraon’ny CENI Nanisana ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny CENI sy ny fanjakana Britanika amin’ny fandrotsaham-bolan’izy ireo ao amin’ny kitapom-bola SACEM. TiaTanindrazana.  

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Bruxelles, 25 Septambra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 3 photos.

Mbola mipetraka tsara ny fifampitokisana eo amin’i Marc RAVALOMANANA sy ny Vondrona Europeana. Marc Ravalomanana – Ofisialy. – Hamonjy fivoriana hanarenana ny firenena ny filoha Ravalomanana. Hainy tsara ny resaka fifandraisana amin’ny mpiara-miombonantoka.Livasoa Razafindrasolo – NY AN’NY SASANY NY HALEA ANY … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Force One Two izay namidy, kanefa fananam-panjakana. Nankaiza ny vola ?

Cette galerie contient 2 photos.

. Anisan’ireo fanontaniana… Force One Two izay namidy, kanefa fananam-panjakana. Nankaiza tokoa ny vola ? Misy olona nanimba sy nandrava, nitondra fahantrana, nangoron-karena t@ tsy rariny. Mody nangingina kely ary nieritreritra fa io fahanginana io no fomba entinaampanadinoina ny vahoaka ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire