Archives mensuelles : octobre 2018

Ramatoa Fanirisoa Ernaivo : « Mampatezitra olona ny zavatra ataon’ny miaramila, ny polisy, ny zandary ».

Cette galerie contient 2 photos.

Fanirisoa Ernaivo Namaky ady tamin’ny mpitandro filaminana 31/10/2018 Lasa resabe ny fanambaran’ny kandida Fanirisoa Ernaivo teny Mahamasina omaly, izay naneho ny hatezerany noho ny fahitana ireo mpitandro ny filaminana marobe nanemitra ny famoriam-bahoaka nataon’ireo kandida mitaky ny fanokafana lisi-pifidianana.Henjana dia … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 30 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Ady amin’ny tsy fandriampahalemana “Drone à infrarouge”, efa atao andrana hoy Dada N°25   Kaominina maromaro sy madinidinika tao amin’ny faritra Matsiatra Ambony sy Amoron’I Mania indray no nanaovan’ny kandidà N°25, Marc Ravalomanana fampielezan-kevitra ny faran’ny herinandro teo, hatramin’ny omaly. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-9). Maintirano 30 0ktobra. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Nitohy androany 30 oktobra teto amin’ny faritry Melaky, eto Maintirano ny fampielezan-kevitra nataoko. Toy ny tanana rehetra naleha dia nohazavaina tamin’ireo vahoaka maro be tonga ilay lisitry ny asa atao “manifesto” ho tanterahiko rehefa lany filoham-pirenena i Dada. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao,Talata 30 0ktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Namontana- 30 Okt – Neny Lalao – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana 30/10/2018 Mitohy eto Namontana ny fampielezan-kevitra tanterahin’i Neny Lalao sy ny ekipa miaraka aminy. Manome torimarika momba ny fifidianana sy ny fitandremana amin’ireo mpanakorontana sy mpiantsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-10), Ambovombe Centre 28 Oktobra. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

  AMBOVOMBE CENTRE Tena faly aho tonga eto Ambovombe Centre Manandriana, na kely aza ny toerana dia marobe ianareo no tonga. Misaotra anareo e ! Hanao fampielezan-kevitra handresy lahatra anareo HIFIDY ahy amin’ny 07 novambra, laharana faha 25 no antony … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-11), Fianarantsoa. 27 Oktobra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

  27 octobre FIANARANTSOA Faly tena faly aho tonga eto Fianarantsoa ! Misaotra anareo tonga maro ! FIDIO i dada amin’ny 07 novambra izao e !Marc Ravalomanana – Ofisialy #MPANANGANA_fa_tsy_mpandrava #fidio_Rvalomanana_laharana_25  – 27/10/2018. Ambohimahasoa, Mahasoabe, Ambinanindrano, Ambositra. Jereo GValosoa

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Mamy Ravatomanga. Saisie immobiliere, les biens mal acquis (France).

Cette galerie contient 2 photos.

Express.fr (saisie immobilière Ravatomanga , tribunal Paris) Parquet financier de Paris : Saisie pénale des biens immobiliers appartenant à Mamy Ravatomanga Publié par LACHASSEINFO le 27 SEPTEMBRE 2018 Les biens immobiliers appartenant à Mamy Ravatomanga ont fait l’objet de saisie … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Fanambarana-Marc Ravalomanana. Herisetra sy von’olona.

Cette galerie contient 2 photos.

Hafatra lehibe avy amin’ny Filoha Marc Ravalomanana TENA TEZITRA SY MALAHELO AHO!!! Tohina tokoa aho tamin’ny fihantsiana sy fikasihan-tanana ireo mpanohana ahy eto Antananarivo. Anisan’izany i Tompokovavy RAZANABOAHANGY MARIE AUGUSTINE « Neny », renim-pianakaviana 46 taona izay nodimandry ny zoma alina 26 … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Barea, ireo mpilalao Gasy ny La Réunion.

Cette galerie contient 2 photos.

[Un jour avec… les footballeurs réunionnais de l’équipe de Madagascar] Collienne JEAN MARC vous emmène à Antananarivo revivre la belle aventure des cinq footballeurs réunionnais sélectionnés en équipe de Madagascar. Parce qu’ils ont un grand-père ou une grand mère originaire … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, 27 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– ‎RazzaAn Andria‎  Kit scolaire vaovao ho zaraina am. Zanaka Malagasy dia Kitapo cahier stylo boky ordinateur….izay misy kit chargement solaire ho an’i toerana ambanivolo tsy misy Jiro… Hialanaam fanambakana hiatrehana n’y ho avy mamiratra miaraka am Dada 8 izany. … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire