Archives quotidiennes : 2 octobre 2018

Marc Ravalomanana, tratra ny antsojay ny helikôpterany.

Cette galerie contient 2 photos.

Kandidà Ravalomanana N°25 Tratra ny antsojay ny helikôpterany   Fifidianana eken’ny  rehetra  sy  ara- demokratika tsara, no dradradradrain’ny  mpitondra fanjakàna  hatao eto Madagasikara, amin’ny fifidianana filohampirenena ny 7 novambra ho avy izao. Izany no natao hoy ny fanambaràna  dia mba … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Ilay Gasikara soa », Kristiann Ramian.

Cette galerie contient 2 photos.

Ilay Gasikara soa,   Ilay Gasikara soa, Nosy maintso mavana, Tsy manam-paharoa, ala mitomandavana, Nodidinin-dranomasina, Iafenan-java-tsoa, Fa tany nanan-kasina, Nahavokatra tokoa… Ny fihavanana no fenitra, Tandroina ombieny, Vangivangy no simenitra Mahamafy azy ireny, Aleo very tsikalam-bola, Toy izay very havana, … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, Talata 02 Oktobra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– MBS TV: NY VAOVAO androany 2 oktobra 2018 – Vaovao Hafa. Ravalomanana USA. 02 /10/2018. Ny fambolena sy ny Fiompiana dia anisan’ireo fototra lehibe amin’ny toekaren’ny Firenena toa ny antsika. Ilaina ny fampiasa teknolojia moderina hampitomboana ny vokatra sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Kmmr-Europe. Savigny Le Temple, Fandraisan’anjara (MVola-Boa), Constant Ravelson …

Cette galerie contient 2 photos.

Ankafaliana no nihaonan’Andriamatoa Marc Ravalomanana tamin’ny Malagasy teto Eoropa ny sabotsy 29 Septambra 2018 tany Savigny le Temple. Niompana betsaka tamin’ny fametrahana fahatokisana eo aminy sy ny Malagasy ny laha-teniny nandritr’io fotoana io. Nosinganiny manokana ny diany tany Bruxelles tamin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire