Archives quotidiennes : 6 octobre 2018

Kabary tao Toliara, Kianja-Magro 05 Oktobra 2018. Marc Ravalomanana

Cette galerie contient 2 photos.

Ravalomanana USA Fihaonambe tanin’ny vahoakan’ny Toliara, Zoma 5 Oktobra 2018, teo amin’ny Kianjan’ny MAGRO. Nanaovan’i Dada pre-campagne farany, ary niresahany lohahevitra vaventy maro: – fanampiana ny vehivavy – famoronana asa ho an’ny tanora – decentralisation tena izy – fananganana firenena moderina. … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, Asabotsy 06 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Fihaonambe tamin’ny vahoakan’ny Toliara, Zoma 5 Oktobra 2018, teo amin’ny Kianjan’ny MAGRO, Nanaovan’i Dada pre-campagne farany, ary niresahany lohahevitra vaventy maro: – fanampiana ny vehivavy – famoronana asa ho an’ny tanora – decentralisation tena izy – fananganana firenena moderina. hampiasa … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 06 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Toliara Kandidà mihaino ny feon’ny vahoaka Ravalo   Kandidà mihaino ny feon’ny vahoaka ny kandidà laharana faha-25, Marc Ravalomanana, izay raha fehezina ny fandalovan’ity kandidà ity tany Toliara omaly sy afak’omaly. Vao nivoaka ny seranam-piaramanidina izy afak’omaly dia efa maro … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Ilay Komitim-pampihavana », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

ILAY KOMITIM-PAMPIHAVANANA   Hatreto aloha dia tsy mahomby ilay komitim-pampihavanana. (Toy ny hoe vilian-tsahona ka malaza tsy hihinanana.) Mampametraka baraingo ny amin`ny asa hosahaniny. Iza marina no miady , iza ireo hoe hampihavaniny ?   Hatreto aloha dia tsy mahomby … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Une flotte de 330 navires de pêche chinois est prévue…Oh Rajao !

Cette galerie contient 2 photos.

Beijing, 5 septembre, le président chinois, Xi Jinping, a rencontré son homologue malgache, Hery Rajaonarimampianina, qui a participé au Sommet de Beijing 2018 du Forum sur la Coopération sino-africaine(FOCAC). Lors de cette rencontre, il a été annoncé que les deux … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny komanda Faneva sy ireo dahalo niova fo. Fandriapahalemana no andrasana fa sanatria tsy milisy.

Cette galerie contient 2 photos.

Le commandant Faneva…😮😮 #Dahalo_Niova_Fo.  05 Octobre 2018. Tsy mbola propagandy akory ity fa ny #capitaine_Faneva izay nanao fety tany Fort Dauphin fa niakatra grady lasa commandant ny zandarimaria miasa ao Taolagnaro sy Amboasary atsimo. Kalony na dahalo niova fo niisa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Toliara-Marc Ravalomanana, Zoma 05 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Vao maraina.Tsy maintsy jerena ny vahaolana mikasika ny jono andranomasina e!.Dada N25.Arp Helisoa   Nitaraina amin’ny afitsok’ireo mpanjono sinoa ireto mpiandriaka any Toliary ireto raha nitafa tamin’ny kandida laharana faha 25 Marc Ravalomanana omaly. Nampanantena ny Filoha Ravalomanana ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire