Archives quotidiennes : 7 octobre 2018

Fifidianana 2018-Magro Behoririka, Tso-drano ary fanolorana ny MAP 2, 07 Oktobra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Feno Hipoka tanteraka hatraty ivelany ny kianjan’ny Finoana MAGRO.Tanora Tim Ofisialy Manomboka ny fotoambavaka hitrotroanaambavaka ny kandida Marc Ravalomanana eto aminy kianjany Finoana Magro Behoririka. Arp Helisoa Fitrotroana am-bavaka ny fikasana tsara ho an’ny firenena, fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ireo paik’ady … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018, Tso-drano-Fjkm Imerikasinina, 07 Oktobra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

07/10/2018 (maraina). Nahazo tso-drano tamin’ny Fiangonana FJKM Imerikasinina ny kandida Ravalomanana androany tamin’ny fotoam-pivavahana natao io maraina io.Livasoa Razafindrasolo – Tamin’ny fotoam-pivavahana androany teto amin’ny FJKM Imerikasinina no nanomezan’ny Fiangonana TSO-DRANO ho ahy. Zava-dehibe ho anay mianankavy izany TSO-DRANO izany … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Fananam-pirenena, « Tsy afaka mangina… ». Iza no tompon’andraikitra ?

Cette galerie contient 3 photos.

Efa lafo… « Atsimo Andrefana, Morombe Tulear Sands, Berenty,  Mahaboboky (Gaz) Halatra bevava. Diego ka hatrany Atsimo. Raharaha solika sy Gaz (Tetezamita). Antsohihy Sambo Sinoa  330, haka ny trondro… Aoka itsika Malagasy hijoro hisakana izany » –

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire