Archives quotidiennes : 11 octobre 2018

Fifidianana 2018 (J-27). 11 Oktobra. Antsohihy, Bealalana, Analalava, Befandriana Avaratra… Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– 11 OKTOBRA 2018 ANTSOHIHY « Na dia tonga vao maraina ary aho dia maro ianareo teto Antsohihy no nitsena ahy. Faly tena faly aho satria mifanena aminareo eto. Nafana sy tsara toy andro ihany koa ny fandraisana 😊   – … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

2009! Et 2018 l’espoir de tout un peuple, Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

  2009 PAR PHILIPPE DIVAY – Mediapart Je me permets de vous mettre le document de Madame NAIKA Eliane au sujet des sanctions de l’Union Africaine en date du 17 mars 2010 Naika Eliane En date de 17 Mars 2010, Albert … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 11 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Vaovaon’ny Africa News Nisongadina Ravalo N°25   Anisan’ireo televiziona eran-tany nitatitra ny fan,ombohan’ny fampielezan-kevitra tamin’ny fomba ofisialy teto amintsika ny alatsinainy lasa teo, ny televiziona satelita Africa News, izay telkeviziona matanjaka aty Afrika ary hitan’izao tontolo izao. Nisongadina taminizany vaovaon’izy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Fidio ny 25… hoy ny Tanora. Video.

Cette galerie contient 2 photos.

  Boriziny – Marc Ravalomanana n•25 – Tsy mendrika an’i Madagasikara izao toerana misy azy Tsy mendrika an’i Madagasikara izao toerana misy azy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena izao satria ao anatin’ny firenena dimy mahantra indrindra eran-tany no misy azy. Ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, Alarobia 10 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– AMBANJA. Mbola tsara e!!! Nahafinaritra ahy ny teto Ambanja androany. Faly ianareo nahita ahy fa izaho koa dia faly tena faly. Ny MANIFESTO no velirano hifanaovako amin’ny Malagasy rehetra. Ho tanterahitsika ny VINA rehetra izay voarakitra ao anatiny. Ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-28),10 Oktobra. Nosy Be Hell-Ville, Video. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Magnano Mbola tsara Nosy Be 😉 Niandry ianareo na hariva ary ny andro. Misaotra anareo. Isan’ireo faritra efa nandalovako ny teto Nosy Be tamin’ny taona lasa, ary betsaka ny fitarainanareo teto. Hitondra vahaolana i dada ary efa voarakitra ao anaty … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire