Archives quotidiennes : 14 octobre 2018

Fifidianana 2018 (J-24). 14 Oktobra. Mananara Avaratra, Maroantsetra. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

MANANARA NORD 14 oct. 2018. Ankoatra ny fitokanana ny QG KMMR dia nisy fampielezan-kevitra ihany koa androany. Nirohotra nihaino ny kandidan’ny Malagasy laharana faha-25 ny vahoakan’ny Mananara Avaratra. Novelabelarin’i dada teto ny momba ilay fanomezan-toky miisa 10 voasoratra ao anatin’ilay … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-25), 13 Oktobra. Daraina, Ambilobe, Anivorano, Antsiranana. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

DARAINA. – AMBILOBE – Faly aho tena faly tonga eto Ambilobe. Araka ny voasoaratra ao anatin’ny Manifesto na fanomezan-toky ataoko aminareo dia hiantoka ny fitsinjarana sy fanampariaham-pahefana tena izy. Fifidianana fa tsy fanendrena tompon’andraikatra isan’ambaratongany. Fiantohana ny tombotsoa ara-toekarena ho … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

(4) Fifidianana 2018 (J-26), 12 Oktobra. Antsirabe Nord, Ampanefena, Bevonotra. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

ANTSIRABE NORD. « Faly aho tena faly mihaona aminareo eto Antsirabe_Nord. Nohazavaina teto ireo fanomezan-toky miisa folo voarakitra ao amin’ny Manifesto ». Marc Ravalomanana. GValosoa #FIDIO_MR_25     – AMPANEFENA Toerana lavitra sady ratsy lalana raha Ampanefena. Tsy nataon’ny kandida Ravalomanana nahalavitany anefa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-25), 13 Oktobra, Moramanga. Lalao Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Nandalo teto ANJIRO. Safidy tokana ny eto Anjiro Dada Ravalomanana N25 ihany e.Arp Helisoa   MORAMANGA. Tombo Sandrollah. 13/10/2018. Araka ny famelabelarana nataon’ny MDM lalao ravalomanana androany de averina avokoa ireto.fandriampahaleman,sakafon’ireo zaza any ampianarana,aron’akanjon’ireo pianatra. NY sosialim-bahoaka.ahazo asa avokoa ireo … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Feom-bahoaka (J-25). Iza i Marc Ravalomanana. Ny mampiavaka ny Filoha aminy hafa.

Cette galerie contient 2 photos.

– « Fanomezan-toky » ataon’ny Kandida no25 Marc Ravalomanana ho an’ny Vahoaka malagasy, amin’ireo zavatra ho tanterahiny mandritry ny Fitondrana dimy taona ho avy eo, raha sitraky ny Vahoaka malagasy.Ravalomanana USA  

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-25), 13 Oktobra. Antananarivo-Rodobe, Ambohijatovo. Bodo.

Cette galerie contient 2 photos.

13 oct. 2018 – « PROGRAMA MAP 2 » (BODO, 2018) Ity ary lé rindran-tsary vô mafàna é, novokarin’ny MBS ary nalefa voalohany nandritra ilay fandaharana vaovao « AKON’NY KANDIDA 25 ». Mandroso Randria –     AMBOHIJATOVO Misaotra anareo rehetra tonga teo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 13 0ktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Faritra Sofia, Diana, Sava  Hampandresy an’i Dada N°25 ny rehetra nolalovany   Kaominina sy distrika maromaro any amin’ny faritra Sofia, Diana ary Sava no notsidihan’ny kandidà laharana faha-25, Marc Ravalomanana tamin’ity herinandro ity. Tany Antsohihy, Bealanana, Mandritsara, Analalava, Ambanja, Nosy-Be, … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire