Archives quotidiennes : 15 octobre 2018

Fifidianana 2018 (J-23). 15 Oktobra (3). Manambaro, Taolagnaro (Fort-Dauphin), Ranopiso. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

MANAMBARO Tonga nanao fampielezan-kevitra teto Manambaro ny kandida laharana faha 25 androany. Toy ny mahazatra dia mifandray mivantana amin’ny mponina ny tenany. Ankoatra ny tsy fandriam-pahalemana, ny olana amin’ny fitsaboana, ny olana amin’ny fampianarana izay efa misy drafitra mazava sy … Lire la suite

Galerie | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018, Faneva, Manifesto-Map2. Marc Ravalomanana

Cette galerie contient 2 photos.

– « Fanomezan-toky » ataon’ny Kandida no25 Marc Ravalomanana ho an’ny Vahoaka malagasy, amin’ireo zavatra ho tanterahiny mandritry ny Fitondrana dimy taona ho avy eo, raha sitraky ny Vahoaka malagasy. Ravalomanana USA Madagasikara amperin’asa / Madagascar Action Plan (MAP2): natolotry ny Kandida no25 … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-23). 15 Oktobra (2). Amboasary Sud. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

AMBOASARY SUD Faly tena faly aho tonga eto Amboasary atsimo. Henoko ny tarainareo mahakasika ny tsy fandriam-pahalemana. Efa manana paik’ady amin’izany isika, manome toky anareo aho fa hamerina amin’ny laonina ny fandriam-pahalemana amin’ny lafiny rehetra. Hanavao ny fampitaovana ny mpitandro … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-23). 15 Oktobra (1). Ambovombe Androy. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

AMBOVOMBE Alatsinainy 15 oktobra 2018 « Faly tena faly aho mihaona aminareo eto Ambovombe. Tsapako fa mangetaheta fampandrosoana ianareo. Ny antony nahatonga ahy hirotsaka ho fidiana filoham-pirenena dia tsapako ny fijaliana mahazo ny vahoaka Malagasy. Tonga aho hamerina indray ny fandriam-pahalemana, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire