Archives quotidiennes : 16 octobre 2018

Hira Faneva « Fidio Marc Ravalomanana ». Bodo, Chantal, 25 ilay numero, Mamy Mah….

Cette galerie contient 2 photos.

– – – – Manifesto « Fanomezan-toky » ataon’ny Kandida no25 Marc Ravalomanana ho an’ny Vahoaka malagasy, amin’ireo zavatra ho tanterahiny mandritry ny Fitondrana dimy taona ho avy eo, raha sitraky ny Vahoaka malagasy. Ravalomanana USA – Madagasikara amperin’asa / Madagascar Action Plan … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« 2009-2014, Return of a President ». Ry Tanora sy Faramandimby. Marc Ravalomanana. Aminy Teny Anglisy sy Malagasy.

Cette galerie contient 15 photos.

Ny fiverenany Filoha teo aloha Marc Ravalomanana an-tanidrazana – Return of a President A film by Lotte Mik-Mayer In exile in South Africa since 2009, every attempt made by Marc Ravalomanana to return to country was blocked. On the last … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 16 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Any Atsimon’ny Nosy indray Ravalo Rakotra N°25 avokoa izay lalovan’i Dada   Tao aorian’ny tany amin’ny faritra Avaratry ny Nosy tany amin’ny faritra Sofia, Diana, Sava, sy tany amin’ny faritra atsinanana tany Maroantsetra… Any amin’ny tapany atsimon’ny Nosy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fandaharana Mbs. Atolotry ny Tanora. Akon’ny N° 25 Alatsinainy 15 Oktobra.

Cette galerie contient 2 photos.

– AMBOVOMBE Alatsinainy 15 oktobra 2018 « Faly tena faly aho mihaona aminareo eto Ambovombe. Tsapako fa mangetaheta fampandrosoana ianareo. Ny antony nahatonga ahy hirotsaka ho fidiana filoham-pirenena dia tsapako ny fijaliana mahazo ny vahoaka Malagasy. Tonga aho hamerina indray ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Loza mahatsiravina Taolagnaro-Fort Dauphin, 16 Oktobra 2018. 13 no maty. Namangy ireo tra-doza Atoa Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– « Tohina ny fo mahita ity lozam-pifamoivozana misesisesy ity. Nitrangana loza mahatsiravina indray androany, nitsidika sy nanome fankaherezana ireo naratra sy tra-doza aho ny maraina teo teto amin’ny hopitaly Philbert Tsiranana (Fort-Dauphin). Mankahery sy mitondra fampiononana ny fianankavian’ireo namoy havana. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire