Archives quotidiennes : 18 octobre 2018

« Iza re ry lavasanga ? » Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 4 photos.

IZA RE RY LAVASANGA ?   Iza moa ry lavasanga ireto taominao indray Hihoby sy hidera anao fa hoe ianao no “vahaolana” ? Moa tsy ireo ilay nofitahina sivy taona lasa izay Fa hovatsiana vary mora sady hanao sahafa volana … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 18 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Dingan’ny famaranana CAN 2019 Niarahaba ny Barea tafakatra i Dada N°25   Araka ny efa nanarahana azy ny talata tolakandro teo, teny amin’ny kianjan’ny CNAPS Vontovorona Antananarivo Atsimondrano dia tafakatra amin’ny dingan’ny famaranana amin’ny CAN 2019, amin’ny baolina kitra hatao … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-21). 17 Oktobra, Jagany, Betroka, Ivohibe, Manakara, Vohipeno, Sahasinaka. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– JAGANY. 17/10/2018. Nandalo teto Jagany izahay androany, olana lehibe ny tsy fahampian-tsakafo indrindra ny ankizy. Tafiditra ao anatin’ny fandaharan’asa ny fanomezana sakafo ho an’ny mpianatra na « cantine scolaire », zavadehibe miantoka ny hoaviny ny fanompitaovana ny mpianatra na « kits », fampiofanana … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

« Resaka Fifidianagna » Castia-Bemarivo. Amboasary, Ravalomanana no hanavotra.

Cette galerie contient 2 photos.

– VIDEO RESAKA FIFIDIANAGNA . Castia zanaka bemarivo Ity tovovavy ity dia manohana ny Filoha Ravalomanana num25. Ary miangavy ny rehetra « Fidio Ravalomanana ». Amboasary.

Toutes les galeries | Tagué , , | Laisser un commentaire