Tratra indray. Mpivarotra Tanindrazana i Andry Rajoelina.

 

Mandroso Randria disagrees with un MPIVAROTRA TANINDRAZANA, TSY EKENA!!! with Rakoto Andry and 79 autres personnes at Coliseum Antsonjombe.

Nivaky bàrara i RAJOELINA: « NY TANY DIA HO AMIDINTSIKA AMIN’NY MPANDRAHARAHA » hoy izy.
Indray mandeha tsy niverina intsony izany resany izany…
RAJOELINA ou le SEUL, l’UNIQUE et le PREMIER CANDIDAT À LA PRÉSIDENTIELLE AU MONDE clamant haut et fort pendant une propagande électorale vouloir céder des terres aux étrangers en annonçant : « LES TERRES SERONT CÉDÉES AUX OPÉRATEURS POUR L’AVÈNEMENT DE LA NOUVELLE VILLE TANAMASOANDRO ».
Ces propos sont pourtant restés inaperçus ou peut-être noyés dans ses beaux discours.
Ireo vahiny marobe efa mihaohao manodidina azy ireo izany Mpandraharaha resahiny izany, ireo izany no ho lasa TOMPON-TANY atsy ho atsy raha i Rajoelina no ho lasa filoha; ireo rahateo no efa nomeny toky sy nanaovany fifanarahana manokana ny amin’izany.
1000 Ha no toerana ho rakofany an’izany Tanamasoandro ho amboariny izany, raha eto an-dRenivohitra fotsiny no asian-teny. Io hitantsika io ny haben’ny 67 Ha, ka in-15 avo heny an’io ilay tanana vaovao teneniny. Ny any amin’ny faritra rehetra dia ireny efa tapitra nanaovany fampanantenana ireny koa. Izany AVENUE « lava sy lehibe indrindra aty Afrika » izany no anisan’ny mahamendimendy azy, hanaovany matso hono rehefa lany prezida eo izy…
Azo antoka tanteraka fa fananan’olon-tsotra marobe (trano, tanimbary, voly…) izay efa nohariana hatry ny ela no tsy maintsy ho RAVANY amin’izay mba hananganany ny AZY.
Eto antampon-tananan’IARIVO dia mitovy amin’izay ihany koa no ho ataony satria iny ANALAKELY sy SOARANO rehetra iny no ho ARODANY mba hananganany building sy avenue miaraka amin’i Dadafara.
Mazava be io tenin’i Rajoelina nandritra ny Faradoboka 1er tour tetsy amin’ny Coliseum ny 3 novambra io, mazava tsy anampiana, tsy analàna izany resany izany satria efa vitany hatramin’ny fanombanana ny asa ho ataony amin’ny volabe ho azo isaky ny zato hektara lafo.

TSY EKENA zao!!!!!!

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy
Cet article, publié dans Non classé, est tagué , . Ajoutez ce permalien à vos favoris.

Laisser un commentaire