Archives de l’auteur : Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

A propos Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris

Pour une prise de conscience citoyenne des Malagasy

Soavimbazaha Miarinarivo, 20 Jolay 2018. Ny Tantsaha sy ny Filoha Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Mangetaheta fandrosoana ny eto Soavimbazaha Miarinarivo, ny lalana tena ratsy dia ratsy, misy ny fanantenana rehefa mifampatoky isika.Marc Ravalomanana – Ofisialy – Ny filoha Ravalomanana tany Soavimbazaha Miarinarivo, mitafatafa amin ‘ireo tantsaha rehefa mihaona e!Arp Helisoa – Izy no RAZAFINDRABE … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

FJKM Synodam-parintany, Soavimbazaha Miarinarivo, 20 Jolay 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Synodam-parintany afovoany andrefana-Soavimbazaha. Tonga nanotrona sy ny nitrotro am-bavaka ny isan-kerintaona tety amin’ny synodam-parintany afovoany andrefana, Soavimbazaha Miarinarivo, aho io maraina io. Misaotra betsaka anareo nandray anjara biriky tamin’ny fananganana ny foto-drafitrasa eny Ivato, hitako ny fahavitrianareo teo ary tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 19 Jolay 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

  Mila olona sahy i Madagasikara   Vao niverina tamin’ny fahaleovantenany ity firenena ity, dia nampitolefehana tamin’ny sangodim-panina politikam-panjanahana amin’ny endriny vaovao. Narovana fatratra sy nafenina tsy ho fantatry ny vahoaka Malagasy fa olona voavolavola tsara natao hiaro ny tombontsoa … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

FJKM Ambohibe Ilafy Fitahiana, Fivoriambe faha 22. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Fivoriambe faha 22 an ‘ny synodamparitany Antananarivo Atsinanana any amin ‘ny FJKM Ambohibe Ilafy, ‘sahia mitory ny fahamarinana ‘ ‘Ary aoka ho feno fisaorana ianareo ‘ Tonga nanatrika ny fotoambavaka teny antoerana ny filoha Marc Ravalomanana filohan ‘ny komitin ‘ny … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Mitohy ny Tolon’ireo mpampianatra, Analamanga sy ny Faritra…

Cette galerie contient 2 photos.

Mbola mitohy ny tolona tsy miverina mianatra amin’ny alatsinainy Mitazona ny teniny ireo mpampianatra ary tsy hiverina hampianatra fa mpamono afo sy miaro ny sezany ireo nilaza fa hiverina hampianatra amin’ny alatsinainy na eto Analamanga na any amin’ny faritra. Mifanome … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Hommage. Eugène Bullard (1895-1961).

Cette galerie contient 2 photos.

Né le 9 octobre 1895 en Georgie aux USA, Eugène Bullard est le fils d’un ancien esclave martiniquais, et d’une amérindienne de la tribu des Creeks. Il reçoit une éducation sommaire et son père le bat souvent. Pourtant Bullard est … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Mila olona sahy i Madagasikara.

Cette galerie contient 2 photos.

. Mila olona sahy i Madagasikara 19/07/2018 Vao niverina tamin’ny fahaleovantenany ity firenena ity, dia nampitolefehana tamin’ny sangodim-panina politikam-panjanahana amin’ny endriny vaovao. Narovana fatratra sy nafenina tsy ho fantatry ny vahoaka Malagasy fa olona voavolavola tsara natao hiaro ny tombontsoa … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Betafo-Savorovoro. Zaza iray maty, trano may ary fiara potika.

Cette galerie contient 2 photos.

Savorovoro tany Betafo sy Antsirabe Zaza iray maty, voaroba sy may ny tanàna 18/07/2018 Ny zazakely 18 volana maty, trano niisa 7 no rava sy potika ary norobain’ny vahoaka, ka toeram-pivarotana ny 4 tamin’ireo, fiara niisa 3 ihany koa no … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 17 Jolay 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Filoha Ravalomanana Hamerina ny hambompo maha-Malagasy   Nanatrika ny fanamarihana ny fetim-pirenena Frantsay teny amin’ny trano fonenan’ny Ambasadaoro eny Ivandry ny sabotsy teo ny Filoha Marc Ravalomanana, Filoha Nasionalin’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), nahazo fanasana tamin’izany lanonana izany ny … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Hira Faneva, “Vonona aho hamerina ny hambopo maha-Malagasy”, Filoha Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– “Vonona aho hamerina ny hambopo maha-Malagasy”, hoy ny filoha Ravalomanana. 17/07/2018 Nanatrika ny fanamarihana ny fetim-pirenena Frantsay teny amin’ny trano fonenan’ny Ambasadaoro eny Ivandry ny sabotsy teo ny Filoha Marc Ravalomanana, Filoha Nasionalin’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), nahazo … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire