Archives de catégorie : Non classé

Ambohijatovo 20 Oktobra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Mpomba an’i Dada N°25 Hirodorodo ho eny  Ambijatovo anio sabotsy Isaky  ny sabotsy dia  miara-mientana ny mpomba ny  kandida Marc  Ravalomanana  N°25  eto Antananarivo renivohitra  sy ny manodidina,   maneho ny heriny eny Ambohijatovo , hampiseho ho fantatr’izao tontolo  izao … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, 20 Oktobra 2018. Ivato Jobily Fjkm, Hetsika Ambohijatovo. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– – Tsangam-baton’ny faha-50 taonan’ny Fjkm Hotokanana ny sabotsy izao Hotokanana ny sabotsy ho avy izao ny tsangambaton’ny jôbily faha-50 taonan’ny Fjkm sy ny faha-200 taona nidiran’ny Lms teto Madagasikara. Trano natao hitoeran’ny mpiomana ho mpitandrina izy io ary ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 20 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Propagandin’i Dada N°25 Fantaro ny fahombiazany tamin’ity herinandro ity   Fahombiazana tanteraka ny propagandy na fampielezan-kevitra nataon’i Dada, na ny kandidà Marc Ravalomanana N°25 tamin’ity herinandro ity. Hipoka olona avokoa ny fihaonana tamin’ny vahoaka izay nataony tamin’ireo faritra maro nolalovany, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-19), 19 Oktobra. Ifanadiana, Alakamisy Ambohimaha, Soavina, Antanambao, Moramanga. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– IFANADIANA Ato anatin’ny faritra Vatovavy-Fitovinany no misy an’Ifanadiana. Nahavelom-bolo ahy ny nahita anareo vao maraina androany. Mangetaheta fandriam-pahalemana mafy ianareo eto. Efa manana paik’ady momba izany i dada, tsy kobaka am-bava izany fa efa voasoratra ao anatin’ilay fanamby ifanaovako … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-20), 18 Oktobra (2). Vangaindrano, Ambalavao, Alakamisy Itenina . Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

  VANGAINDRANO Eto Vangaindrano no ilazako fa isan’ny laharam-pahamehana amin’ny fitondra hoentiko ny hampisakafo ny Malagasy rehetra, hiady amin’ny tsy fahampian-tsakafo isika.Marc Ravalomanana – Ofisialy #FIDIO_I_DADA_25                   – AMBALAVAO Tapaka ny lalana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-20). 18 Oktobra (1), Lokomby, Farafangana, Vondrozo, Ikongo. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

LOKOMBY Tsiky sy haravoana no nandraisanareo ahy teto Lokomby. Feno ny fifaliana tato anatiko ary manome toky fa hojereko akaiky i Lokomby. Fa izao aloha dia FIDIO i dada amin’ny 07 novambra 2018. Marc Ravalomanana – Ofisialy FIDIO DADA 25 – … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

« Malagasy iray isika ». Dada Ravalomanana, video.

Cette galerie contient 2 photos.

– MALAGASY TONGA SAINA TSY AZO FITAHINA TSY AMPIASANA HERISETRA ; TSY MANAIKY NY FAMPIZARAZARANA SATRIA NOSY MADAGASIKARA KA TSY HO ZARAZARAINA !!! HO FAMPIVOARANA NY MALAGASY DIA HIRAY HINA ISIKA REHETRA HANOHANA AN’I DADA Marc RAVALOMANANA ILAY NUMERO 25 … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ambohijatovo, 20 Oktobra 2018. « Alefa Dada a » (Chantal), Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 3 photos.

Dia efa miomana fa handray @ fomba manetriketrika ny Filoha Ravalomanana eny Ambohijatovo isika ny Asabotsy ho avy izao ! Mivoka daolo zay manohana ny 25 fa hifanohana isika e. ‎Randrianaly Rova‎  Aorian’ny CARNAVAL mitety vohitra dia hifamotoana eo AMBOHIJATOVO isika … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Iza re ry lavasanga ? » Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 4 photos.

IZA RE RY LAVASANGA ?   Iza moa ry lavasanga ireto taominao indray Hihoby sy hidera anao fa hoe ianao no “vahaolana” ? Moa tsy ireo ilay nofitahina sivy taona lasa izay Fa hovatsiana vary mora sady hanao sahafa volana … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 18 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Dingan’ny famaranana CAN 2019 Niarahaba ny Barea tafakatra i Dada N°25   Araka ny efa nanarahana azy ny talata tolakandro teo, teny amin’ny kianjan’ny CNAPS Vontovorona Antananarivo Atsimondrano dia tafakatra amin’ny dingan’ny famaranana amin’ny CAN 2019, amin’ny baolina kitra hatao … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire