Archives par mot-clef : 2009 Madagascar

Tsimbazaza, 19-20 Mars 2018. Tim-Mapar !

Cette galerie contient 2 photos.

– 20/03/2018 – 13:20 : TSIMBAZAZA: Mandeha ny tatitra momba ny asam-baomiera natao mialohan’ny handaniana ny volavolan-dalàna fehizoro momba ny fifidianana. Eo amin’ny 110 mahery eo ireo solombavambahoaka tonga manatrika ny fivoriana. TiaTanindrazana.   – Tim sy Mapar. Adino fa mbola … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Andron’ny 17 Mars 2009. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

17/03/2018  : 17 MARTSA 2009-17 MARTSA 2018: 9 taona katroka anio ny namindran’i Marc Ravalomanana fahefana tamin’ny tafika rehefa nihamafy ny tsindry tamin’ny fanonganam-panjakana . TiaTanindrazana.   — 17 Mars 2009au palais d’Iavoloha: Le président de Madagascar Marc Ravalomanana n’est … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Mbola mitady hamerina ny fanjakan’i Baroa i Rajoelina », Raniry, Mahajanga, Ny Valosoa.

Cette galerie contient 2 photos.

– « Ny mpanao Barofo, ny mpanao amboletra tsy ho demokraty velively » –

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Nohelohin’ireo gisa mpangala-ketsa mpanongampanjakana i Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Nohelohin’ireo gisa mpangala-ketsa mpanongampanjakana i Ravalomanana Ho an’ireo mpitaribato vilambava: Aza fohy fijery fa tsy ny vahoaka no nanala an’i Ravalomanana teo amin’ny fitondrana ara-dalàna fa olona notaritin’ny mpanjanaka, nanome vola an’i Rajoelina, hanongampanjakana, HAT tsy aradalàna no nanao fitsarana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Ho an’ilay revolisionera sandoka », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

– HO AN`ILAY REVOLISIONERA SANDOKA   Mandehana ifony aloha ny fanonganam-panjakana, F`aza ahodina ny resaka , aza ovàna na itarina. `Ndeha ekeo fa tena nisy irony fandikan-dalàna Sy fakàna fahefana tamin-dresaka tsy marina.   Mandehana ifony aloha ny fanonganam-panjakana Nampahantra … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Andry Rajoelina manao ririnin-dasa tsy tsaroana . Déni et mensonges.

Cette galerie contient 2 photos.

24H Mada :  –   – Fahotan-dRajoelina Tsy vitana fifomponana kely, hoy i Jean Louis Rakotoamboa 22/02/2018 Variana ny tenako fa toy ireny olona tena nahay nitantana sy tsy nihoson-dra tanana ireny ny filohan’ny tetezamita teo aloha, Andry Rajoelina, hoy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Maty momoka », Mamitiana Randrianarison .

Cette galerie contient 2 photos.

MATY MOMOKA   zanak’iza ireny…? indreo nanani-bohitra haka fahefana? iza no naniraka…? jamba sa mahiratra? fa lapa tsara ambina sa tsisy nampitandrina? fa tany tan-dalàna ity no ianarana horavàna amy rà nalatsaka eo mahagaga ihany… iza re mba iza no … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Mitohy ny Fandrobana,« Iraka handrava ity trano ity aho », hoy ny jeneraly Ramiaramanana 06 Febroary 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Arodana ny tranon-dRavalomanana. – Mitohy ny fanasoketana sy fanimba ny fananan’ny filoha Ravalomanana Potika indray ny fananan’ny filoha Ravalomanana etsy Akorondrano. Tsy misy fanahy intsony ny fitondrana fa dia mandrava izay namboarin’i Dada na maka an-keriny miaraka amin’ny polisy na … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana. Exil et Retour. Documentaire de Lotte Mik-Meyer.

Cette galerie contient 2 photos.

– 3 déc. 2017 – « RETURN OF A PRESIDENT – After the coup in Madagascar » : L’extrait du film en V.O sous-titré We follow ousted President Marc Ravalomanana as he tries to win back power amid political intrigue … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

L’AV7 pleurniche sur les évènements du 7 février 2009 et réclame 637 millions.

Cette galerie contient 2 photos.

L’AV7 pleurniche sur les évènements du 7 février 2009 et réclame 637 millions par gvalosoa | Nov 20, 2017 L’AV7 réclame un montant de 637 millions d’ariary au président Ravalomanana…L’association des victimes du 7 février 2009 pourra attendre longtemps puisque Ihanta Randriamandranto … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire