Archives par mot-clef : 2018 Madagascar

Antsirabe-Zoma 26 Aprily 2018. Tolona « Miala Rajao ».

Cette galerie contient 2 photos.

Tim Tanora Antsirabe 26 avril, · Horakoram-pandresena no nandraisany vahoakan’Antsirabe ireo solonbavambahoaka ho an’ny Fanovana teto Antsirabe. Ny vahoaka miaraka amin ‘ny sorabavety marobe, www.gvalosoa.com Leo, tofoka, boboka ny vahoaka www.gvalosoa.com Publicités

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« DADA » sera le candidat du Tiako-I-Madagasikara pour la présidentielle de 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– « DADA » sera le candidat du Tiako-I-Madagasikara pour la présidentielle de 2018 Les lois électorales concoctées par on sait qui veulent d’emblée disqualifier le président Ravalomanana pour les prochaines élections. D’après les informations, trois projets de loi sont déjà déposés … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

« Mpanao politika o » , Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

  MPANAO POLITIKA O !     Nofohazina indray ireo tsy tia sy mpanenjika an-dRavalomanana, Dia nokaramaina satria efa antomotra ny fifidianana. Nasaina niteny kinanjo avy hatrany dia tena namalana, Satria nentim-po ka tsy tana fa indro nanao hitsin-dalana.   … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

2018 « Tsy hisy fiovana ny fiainam-bahoaka ». GValosoa.

Cette galerie contient 2 photos.

Raharaham-pirenena : Tsy hisy fiovana ny fiainam-bahoaka amin’ny taona 2018 par gvalosoa | Déc 26, 2017 Tsy hisy fiantraikany amin’ny fiainam-bahoaka ny vina amin’ny fitomboan’ny toekarena hiakatra ho 5,1% amin’ny taona 2018 napetraky ny fitondrana. 1% monja no taha-pitomboana vinavinaina mba mety … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Manaja ny Lalampanorenanan’ny Repoblika Fahahefatra ve ny rehetra »? Cram.

Cette galerie contient 2 photos.

MANAJA NY LALAMPANORENAN’NY REPOBLIKA FAHAEFATRA VE NY REHETRA ?  Tsapa fa manomboka ny « kapa ranjo » mivantana ho an’ny kandidà sasany amin’ny atsojay ataon’ny mpitondra ankehitriny. Mbola vao fifamaliana an-gazety sy ny televiziona aloha no mitranga hatreto izay manao hoe : « TSY … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

2018. Fanambarana, Cram.

Cette galerie contient 2 photos.

CERCLE DE REFLEXION POUR L’AVENIR DE MADAGASCAR FANAMBARANA   Ny mpikambana ato amin’ny Birao nasionalin’ny Cercle de Réflexion pour l’Avenir de Madagascar (CRAM) dia manao izao fanambarana manaraka izao momban’ny fifidianana Filoham-pirenena vaovao amin’ny volana novambra. Betsaka ireo soson-kevitra narosonay … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

2018. Misy ireo fokontany sy biraom-pifidianana matoatoa. Rina Rabemananjara.

Cette galerie contient 2 photos.

Misy ireo fokontany sy biraom-pifidianana matoatoa Mbola mipetraka hatrany ny antsoina hoe :  ny  ahiahy tsy hihavanana  raha ny fifidianana no resahana . Fantatry ny fanjakana izany zavatra mampiahiahy ny olona izany saingy toa tsy hita izay fepetra raisiny . … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana Hopotehina hatramin’ny farany…

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Ravalomanana Hopotehina hatramin’ny farany… 15/11/2017 Mazava ny zava-misy amin’ny fikatsahana hamotika an’i Marc Ravalomanana mba tsy hirotsahany hofidiana filoha amin’ny 2018. Dradradradraina fa efa nosazian’ny fitsarana ny tenany, ka tsy afaka ny hirotsaka hofidiana.  Fitsarana mahefa ve no nitsara … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 15 Jolay 2017. Ivandry, Fifidianana 2018, ONU-Genève, Tim…

Cette galerie contient 2 photos.

– Ambasadaoro Véronique Vouland Maniry fifidianana mangarahara sy tsy manavaka   Nankalazaina  omaly  14 jolay teny amin’ny  Résidence de France Ivandry  ny fankalazàna ny fetim-pirenenena Frantsay 14 jolay . Nanome  voninahitra ny fotoana  teny antoerana  ny  filoha nasionalin’ny antoko Tiako … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire