Archives par mot-clef : 26 Janvier 2009

07 Fevrier, 26 Janvier 2009.Toutes des « victimes innocentes ». Le criminel.

Cette galerie contient 2 photos.

. 26 Janvier: Plus de 500 victimes. 07 Fevrier : 33 victimes Janvier, Fevrier, Mars 2009. Après trois mois de terreur, ruines, désolations dans la ville et des centaines de familles qui pleurent leurs morts. Le « petit train », adoubé par … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

2018. Misalasala i Andry Rajoelina.

Cette galerie contient 2 photos.

Fifidianana 2018 Misalasala i Andry Rajoelina 30/11/2017 Iaraha-mahita ny kapa ranjo ara-politika mety hamotehana ireo kandida atahoran’ny fanjakana HVM amin’ny fifidianana 2018. Voalaza fa efa nokotrehina indray ny volavolan-dalàm-pifidianana vaovao hamerana ny taonan’ny kandida filoham-pirenena ho 45 hatramin’ny 65 taona. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Andry Rajoelina sy ny Mapar hamita-bahoaka fanindroany…

Cette galerie contient 2 photos.

Andry Rajoelina sy ny MAPAR Hamita-bahoaka fanindroany… 10/11/2017 Raikitra indray ny serasera isan-karazany hoenti-manadio an’i Andry Rajoelina sy ny ekipany tamin’ny famotehana ny firenena tamin’ny taona 2009, ary natao sesilany tany anaty tambajotran-tserasera tato ho ato.  Mihevitra ny Malagasy ho … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

26 Janvier 2009. « Tadidio », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 2 photos.

. Tadidio,   Valo taona anio no rotiky ny afo Sy novidiana lafo;tsarovy sy tadidio F’izao ny tanàna mbola hotohoto Marary sy maloto nohon’ny hadalàna Rotika ny tany hatr’iny andro Iny Be ankehitriny no mbola mitomany Fa potika ny asany … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

26 Janoary 2016. Alatsinainy mainty. Fivavahana teny Tanjombato. Fanambaran’ny filoha Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

    Hifanome fotoana isika ny Talata 26 Janoary 2016, manomboka @ 9ora sy sasany. Fivavahana Iraisam-pinoana lehibe izay karakarain’ny Vondrona Tiko sy TIM eto Antananarivo. –   –   – Nanambara izao ny Filoha Marc Ravalomanana ! gvalosoa | … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Fitiavana no lehibe indrindra !!! Ny Tantara tsy azo adinoina.

Cette galerie contient 2 photos.

— Rehefa avy nandoro. nandroba sy namono Nitondra Tetezamita dimy taona, tsy namokatra : MAHANTRA INDRINDRA ERAN-TANY  Madagascar, pays le plus pauvre du monde selon une responsable de la Banque mondiale Par Bilal Tarabey Diffusion : lundi 22 juillet 2013 … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Destruction programmée de la ville d’Antananarivo (2009). L’implication directe de Ny Hasina Andriamanjato.

Les quatre dates « marquantes » retenues par l’Histoire qui témoignent de sa participation criminelle dans la destruction de la ville d’Antananarivo. A savoir les journées du 26 Janvier, le 7 Février, le 16 mars (attaque du palais d’Iavoloha), le 17 mars (Episcopat d’Antanimena). … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire