Archives par mot-clef : 7 Février 2009

Ambohitsirohitra 7 Febroary 2018. Fahatsiarovana … tsy mendrika.

Cette galerie contient 2 photos.

7 Febroary 2018: fahatsiarovana mbola nanehoana fifankahalana   Fanina tanteraka ny olompirenena malagasy manaraka ny fiainana ara-politika ampiharin’ny politisiana gasy indrindra nanomboka ny taona 2009 nisian’ny fanonganam-panjakana teto. Nisy foana, ary tsy azo lavina fa niteraka disadisa teo amin’ireo mpifanandrina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny marina momba ny raharaha 2009, Kolonely Charles. Ny Valosoa Vaovao.

Cette galerie contient 2 photos.

– – Kolonely Charles Ny marina momba ny raharaha 2009   Fanehoan-kevitry ny kolonely Charles Andrianasoavina ny marina momba ny raharaha 2009 indray no Tafatafa eto amin’ny gazetinao androany: ny raharaha 26 janoary 2009, ny raharaha 7 febroary 2009, sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

2009. « Dosie avo lenta », Fanasina 7.

Cette galerie contient 2 photos.

DOSIE AVO LENTA   Ho anareo mpamaky, mahareta kely Fa misy zava-miafina, ‘zay tsy maintsy haely Nahatonga an’i dago, ho lavo tsy tafarina Araka ny fanambaran’i kolonely « Sarila » Ho anareo mpitsara, sy mpahay lalàna Aza odiana gisa, ilay fanambaràna Raiso … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Faravohitra-Marc Ravalomanana. Fanazavana ny raharaha 7 Febroary 2009.

Cette galerie contient 2 photos.

– Arp Helisoa. 09/01/2018. Nandeha indray resaka 7 fevrier tato. manazava ny filoha Marc Ravalomanana. Gazety Valosoa Rakoto. Madagascar Gazette. Philippe Emile Razafimanantsoa Malagasy Noverezina ZO QG Faravohitra Tim. Tim Frantsa – Affaire du 7 Février : Une conspiration contre Ravalomanana. Les conspirateurs de l’affaire du … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

L’AV7 pleurniche sur les évènements du 7 février 2009 et réclame 637 millions.

Cette galerie contient 2 photos.

L’AV7 pleurniche sur les évènements du 7 février 2009 et réclame 637 millions par gvalosoa | Nov 20, 2017 L’AV7 réclame un montant de 637 millions d’ariary au président Ravalomanana…L’association des victimes du 7 février 2009 pourra attendre longtemps puisque Ihanta Randriamandranto … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Andry Rajoelina sy ny Mapar hamita-bahoaka fanindroany…

Cette galerie contient 2 photos.

Andry Rajoelina sy ny MAPAR Hamita-bahoaka fanindroany… 10/11/2017 Raikitra indray ny serasera isan-karazany hoenti-manadio an’i Andry Rajoelina sy ny ekipany tamin’ny famotehana ny firenena tamin’ny taona 2009, ary natao sesilany tany anaty tambajotran-tserasera tato ho ato.  Mihevitra ny Malagasy ho … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

Fanambarana Mapar-Tgv . Heloka ny « Miaka dapa », ohatra ny 7 Février 2009 ?

Cette galerie contient 2 photos.

– Nantenaina Oly. 11 Juin 2016.  Kobokoboin’ny rariny ka milaza tsy anontaniana.  Raha nitondra ny fiarovantena momba ny kolonely Lylison ny MAPAR dia nilaza ny mpitondra teny fa tsy meloka ity loholona ity satria tsy niantso olona hiaka-dapa. Mazava izany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

7 Février 2009.Charles, mpandainga -C’est un menteur- …Lalatiana Rakotondrazafy.

Cette galerie contient 1 photo.

  – Preuve des tueries perpetrées par RAJOELINA le 7 fevrier 2009 à Madagascar 28 novembre 2012 |  Par Philippe Divay Révélations sur l’affaire 7 février et l’affaire BANI. Je soussigné, Charles Andrianasoavina, né le 27 Juillet 1968 à Manakara … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Fitiavana no lehibe indrindra !!! Ny Tantara tsy azo adinoina.

Cette galerie contient 2 photos.

— Rehefa avy nandoro. nandroba sy namono Nitondra Tetezamita dimy taona, tsy namokatra : MAHANTRA INDRINDRA ERAN-TANY  Madagascar, pays le plus pauvre du monde selon une responsable de la Banque mondiale Par Bilal Tarabey Diffusion : lundi 22 juillet 2013 … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Transfert de Marc Ravalomanana à Faravohitra. Les victimes du 7 Février crient au scandale.

Cette galerie contient 2 photos.

  Les victimes du 7 février 2009 crient au scandale et à la trahison Eléonore Ralalanirina, membre de l’AV7, se déclare choquée par cette décision de transfert du Président Marc Ravalomanana auprès de sa famille. « Si c’est comme cela, à … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire