Archives par mot-clef : 7 février

Ny Fampihavanam-pirenena. (I) Sakalava. Tantara, fomban-drazana.

Aza sarotiny, aza mivilivily, fa apetrao ny fanontaniana : IRAY tokoa vé ny Malagasy tsy an-kanavaka, na ny mainty na ny mazava hendrika  ? Na ireo mponina any amoron-tsiraka na ireo ao afovoan-tany ?  Ny tenin-drazana dia IRAY fa ny fanononana  … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Miara mirona : Ny Hasina (mapar) sy Rtoa Hanitra (ankolafy Ravalomanana).

Raha ity voalohany, Ny Hasina,  dia mampiteny ny moana ny asa vitany : fitantanana ny raharaham-pirenena nandritry ny roa polo taona, tsy nitera-bokatsoa (ministr’i Ratsiraka, Zafy, Tgv). Tao ny fanodikodinam-bola sy fivarotana ny Tanindrazana tamin’ireo karana (Union Trade…), maro tsy ho voatanisa, ary … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | 1 commentaire

Réflexion : Madagascar, le pays le plus pauvre du monde. Qu’est-ce qui nous reste ?

Difficile à supporter, mais c’est l’incroyable vérité, depuis le rapport de la Banque Mondiale (Juin 2013). Il y a cinq ans à peine, le pays affichait encore un taux de croissance économique de 7%. On s’apprêtait même à accueillir dans la … Lire la suite

Publié dans Non classé | Tagué , , , , , | 6 commentaires

26 Janvier – 07 Fevrier 2009

Image | Publié le par | Tagué , , | 1 commentaire