Archives par mot-clef : Andry Rajoelina

TGV, « Ny marina dia marina foana », Afp, Nantenaina Oly, Kmmr Avaradrano.

Cette galerie contient 2 photos.

Ny lasa tsy fanadino. Nantenaina Oly –   NY MARINA DIA MARINA FOANA – Nambanan’ialahy basy izy sy ny Fianakaviany ny 2009 – Naongan’ialahy ny fitondrana Demokratika nentiny – Nampanantena pôkaty ialahy fa hilamina ny tany, ary nentin’ialahy ny olona nankeny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018. Ny marina dia tsy azo afenina na amboamboarina na avalona amin’izao. Ry Tanora Malagasy.

Cette galerie contient 2 photos.

#7_febroary_2009, sivy taona izay no lasa nisian’ny fitifiran’olona teny Ambohitsorohitra. Tsy afa-bela amin’izany fa tompon’andraikitra feno i #Andry_Rajoelina izay nitarika sy namporisika ny olona hiaka-dapa na dia fantany izao aza fa faritra mena ny lapam-panjakana ary misy miaramila miambina sady … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Tsy mahazaka Demokrasia ? », Malo.

Cette galerie contient 2 photos.

– TSY MAHAZAKA DEMOKRASIA ?   Tsy zakan`ise ny demokrasia Nefa ise `ty toa tena misisika hatrany. Sao lahy fifidianana no hampahia Ka tsy aleo ve mipetraka  sao hitomany ?   IEM ity tena kobaka am-bava, Fa resa-manidina sy misavoana. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Force One Two izay namidy, kanefa fananam-panjakana. Nankaiza ny vola ?

Cette galerie contient 2 photos.

. Anisan’ireo fanontaniana… Force One Two izay namidy, kanefa fananam-panjakana. Nankaiza tokoa ny vola ? Misy olona nanimba sy nandrava, nitondra fahantrana, nangoron-karena t@ tsy rariny. Mody nangingina kely ary nieritreritra fa io fahanginana io no fomba entinaampanadinoina ny vahoaka ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Paris (Sces Po). « Tsy mahazaka demokrasia Atoa Andry Rajoelina », Mpanonga-panjakana, Bois de Rose, DJ…Az R. TV.

Cette galerie contient 2 photos.

– Malagasy en France. 14 septembre, 12:43 · Mba mangataka anao izahay Jeannot Ramambazafy mba tsy hitonona sy hanaja ny zon’ny mpianatra Malagasy eto Frantsa . Raha mbola mahatsapantena ho mpanao gazety ianao ary manaja ny sata mifehy izany . Nous … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | 1 commentaire

Mamofona henjika ! Ireo mpianatra parisiana (Sciences Po) sy ingahy Rajoelina. Video.

Cette galerie contient 2 photos.

Séance de questions-réponses entre l’audience de Sciences Po Paris et Andry Nirina Rajoelina. Vous jugerez vous-même de la pertinence des réponses. Mijereva Finaritra ! Tojo Aina Randriamboavonjy – Conférence de RAJOELINA à l’amphithéâtre Boutmy de Sciences Politiques à Paris. « Le ridicule … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Bois de Rose-Marc Ravalomanana. « Lettre ouverte ». Gtt International Genève

Cette galerie contient 2 photos.

Lettre ouverte et demande de démenti à l’OCCRP suite à l’article intitulé  “Fate of Madagascar’s Endangered Rosewoods” en date du 17 août 2018  paru sur votre site web (https://www.occrp.org/en/investigations/8480-the-fate-of-madagascar-s-endangered-rosewoods) . Mesdames, Messieurs les journalistes d’investigation,   Votre article fustige, à … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

Hamerina indray !!! Rajoelina, Antsirabe.

Cette galerie contient 4 photos.

Andry Rajoelina Hamerina ny tamin’ny 2009… 07/09/2018 Efa ady ity fa tsy sangisangy sy vazivazy na don-tandroka fotsiny eo amin’ny samy mpikatroka politika, indrindra fa ny kandida na vondron-kery mikendry ny hisian’ny fihemoran’ny fifidianana sy ireo mivoy ny hisian’izany.  An-daniny, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, Hery sy Andry. Ny mpanangana sy ireo mpandrava.

Cette galerie contient 2 photos.

. « Miasa, miasa tsara, miasa mafy ». . Tohizo ny lalantsika 03/09/2018 Andro sisa isaina dia hiala ny filoha ankehitriny Hery Rajaonarimampianina. Hisedra fifidianana fanindroany ny tenany taorian’izay 5 taona latsaka kely nitondrany izay. Ny rehetra no afaka manombana ny fitantanany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Ianareo ry Olon’ny Tetezamita », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

   IANAO RY OLON`NY TETEZAMITA   Ry olon`ny tetezamita, jiolahy eto an-tanàna, Mieritreritra indray ny mbola handray ny fiaingàna. Sao heverinao `zahay fa tena bado sy sanàna, Ka hifidy anao indray mba ho filoham-panjakana ?   Tsy ho diso fanindroany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire