Archives par mot-clef : Antananarivo

CUA-Antananarivo. « Qui détruit le mieux la ville? ». LGDGI.

Cette galerie contient 2 photos.

Commerçants informels ou transports en commun : Qui détruit le mieux la ville ?   Souvent lorsque l’on doit faire face à la mauvaise foi d’une majeure partie de la communauté, il est difficile de mettre en place des réformes. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Gazety Valosoa, 09 Septambra 2017. . Antananarivo, Raharam-pirenena, Fifidianana…

Cette galerie contient 2 photos.

– Ben’ny tanàna HVM Tetikasan’ny Filohampirenena no ibodoana tanin’olona Solohery  Isan’ny mampalaza an’i Vakinankaratra sy ny ady eny anivon’ny fitsarana ny manodidina ny resaka ady tany. Saika io resaka ady tany nandritra fitondrana tetezamita  ka hatramin’izao satria toa isan’ny sehatra … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 03 Aogositra 2017 (II). Mbola hangina? Mpitondra mieboebo, Ambatondrazaka, Antananarivo…

Cette galerie contient 2 photos.

  – MBOLA HANGINA VA ISIKA ?   Mbola hangina va isika sady mbola hitazantazana, Nefa iarahana mahita ny manjo ny tanindrazana ? Efa potika tanteraka , mikorosy lava izao, Vokatry ny hagegen`iretsy hery vaovao ?   Mbola hangina va … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 22 Jolay 2017. Fetin’ny Tim, Hvm, Vovona Mampiray, Voahangy-Ambohimalaza, Tsena Analakely…

Cette galerie contient 2 photos.

– Tim, mpomba an’i Dada ary ny vahoaka tsy ankanavaka 29 jolay izao indray ao Mahamasina, vita bacc   Nanao valandresaka  tamin’ny mpanao gazety ny  antoko Tiako i Madagasikara (TIM),  notarihin’ny  filohan’ny vondrona parlemantera Tiako i Madagasikara, Randriamandimbisoa Félix  sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Fananan’ny CUA-Antananarivo, Fanambarana: « Atsaharo ny fandrobana, fanapotehana… ireo fananam-bahoaka ».

Cette galerie contient 2 photos.

– Arp Helisoa. 06/07/2017. Fananan’ny CUA ny kianjan’!Imahamasina, Miandraikitra sy mitantana mivantana ny fananan’ny tanana ny ben’ny tanana. ny mpanolotsaina manaramaso ny fanatanterahana izany ny mpanolotsaina ny tanana , Henoy ny fanazavan’ny filohan’ny filankevitry ny tanana Faustin Andriambahoaka nandritra ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo, Lalana Petite vitesse, 06/06/2017. Fandaminana. Arp Helisoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

– Arp Helisoa. 6/06/2017.  Petite Vitesse. mampijaly ny mpampiasa lalana ny fikorontanana misy eny antoerana . Nanapankevitra ny CUA fa tsy maintsy halamina ny fifamoivoizana . Atao laharandroa ny lalana mandalo ao amin’ny petite vitesse mivoaka ny cotona mba tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Hetraketraka. Vahiny iray aza tsy voafehy (Toamasina, Antananarivo).

Cette galerie contient 2 photos.

    Fanaovana an-keriny fananan’olona tao Toamasina Niakatra eto Antananarivo indray ilay teratany vahiny 06/06/2017 Tantara tsy misy fiafarany hatreto ny mahakasika ilay teratany vahiny mpietraketraka ao Toamasina. Raha ny loharanom-baovao azo avy any an-toerana, taorian’ilay fihetsiketsehana goavana nataon’ity rangahy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Manatrika ny fihaonana Namibie-Madagasikara (baolina lavalava) ny Ben’ny Tanana mivady.

Cette galerie contient 2 photos.

Mahamasina.   . Arp Helisoa. 20/04/2017. Manotrona ny ekipa Malagasy MAKI teny amin’ny kianjaben’ Imahamasina ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana. Kianjaben’Imahamasina . miarahaba ny ekipa mpifanandrina ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana. – Rugby- Trophée Barthez : Les Makis touchent le … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo, 19/04/2017. Lions Club International. Arp Helisoa, Mcm-Tanà, Patrick Raharimanana.

Cette galerie contient 2 photos.

CUA serasera. 19/04/2017. ZARIDAINA LIONS CLUB INTERNATIONAL Notokanana ny datin’ny Alarobia 19 Aprily 2017 ny Tsangambaton’ny Lions Club International etsy Ampefiloha, Manomboka izao koa dia hitondra ny anaran’ny Lions Club International ny zaridaina eny antoerana ; Nomarihana tamin’ny fomba Ofisialy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo, 19/04/2017. Ben’ny Tanana Lalao Ravalomanana, Fivoriana androany. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

. Arp Helisoa. 19/04/2017. Misokatra ny fivoriana arapotonan’ny mpanolotsaina eto amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra mandritra ny 10 andro . Nanokatra ny fivoriana tamin’izany ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana sy ny mpiaramiasa aminy. « Mahasoa hitondra fahombiazana ho an’ny vahoaka no ataontsika » … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire