Archives par mot-clef : CENI Madagascar

2018 Marc Ravalomanana. Tsy hanaiky lembenana amin’ny fifidianana ny antoko TIM.

Cette galerie contient 2 photos.

Tsy hanaiky lembenana amin’ny fifidianana ny antoko TIM    Nahitsy ny tenin’i Roland Ravatomanga  nandritry ny atrik’asa notarihan’ny Pnud niarahana tamin’ireo antoko pôlitika samihafa teto amintsika. Misy pôlitika kononkononina ao matoa tsy avoaka ny daty marina amin’ny fanatanterahana ny fifidianana hoy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

2018. Interpellation de la mission de suivi des élections à Madagascar, TTMR.

Cette galerie contient 2 photos.

Interpellation de la mission de suivi des élections à Madagascar Au regard de la situation actuelle, force est de constater que la crédibilité du processus électoral pour les élections de 2018 est fortement compromise. La main mise du parti présidentiel … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 4 Novambra 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

– Banky Foiben’i Madagasikara Nanambana basy sy nandroaka mpanao gazety Ny Valosoa Nanatanteraka tafa ho an’ny mpanao gazety omaly ny tale jeneralin’ny Banky Foiben’i Madagasikara, tetsy amin’ny foiben-toerany Antaninarenina. Rehefa tonga teny an-toerany anefa ireo mpanao gazety hitrandraka vaovao dia … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018. Resaka lisi-pifidianana (CENI )! Atolotr’ireo vahiny (OIF) ny valiny. Ho avy ny Gasy…

Cette galerie contient 3 photos.

– Experts. Ny manam-pahaizana vahiny (Experts-OIF) no nanatontosa ny asa (Audit Externe), ary ho hitany be sy ny maro, aminy zoma ho avy izao. Asa raha hisy fanazavana… fa aminay dia toa lasa ny vahiny daholo ny raharaha avo lenta … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 27 Jolay 2017 (I). Mahafaly Olivier sy ny Kolikoly. Rivo Rakotovao sy ny Tim. Fampihavanam-pirenena, tsy nisy ary tsy hisy!

Cette galerie contient 2 photos.

– Raharaha Claudine Razaimamonjy Andrasana ny momba an’i Mahafaly Olivier   Raha somary nangingina tao ho ao ny raharaha Claudine Razaimamonjy, na ny raharaha fanodinkodinam-bolam-panjakana mahavoasaringotra ity mpandraharaha ara-toekarena, mpanolotsaina manokan’ny filohampirenena ity, mitohy indray ny fanadihadiana lalina mikasika izany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018. Pnud (Violet Kakyomya), Ceni (Hery Rakotoarimanana), Tim (Marc Ravalomanana). TiaTanindrazana.

Cette galerie contient 2 photos.

Firenena mikambana Tsy manaiky fanilihana kandida amin’ny 2018 14/07/2017 Hentitra ny fanambaran’ny Firenena mikambana tamin’ny alalan’ny solontena maharitry ny PNUD Violet Kakyomya° omaly mikasika ny hanatanterahana fifidianana eto Madagasikara amin’ny taona 2018. Nanamafy ny efa nambaran’ny vaomiera Mahaleotena momba ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

CENI-Lalàmpanorenana. Fifidianana 2018, Hold up électoral. J.L Randriamihoatra, TTMR.

Cette galerie contient 2 photos.

#CENI LALÀMPANORENANA SY NY FIFIDIANANA Lalàmpanorenana izany no mandrafitra ny androm-pifidianana ny Filohampirenena … fa anjaranay ny manamafy ny andininy faha-11 ao amin’io Lalàmpanorenana io. Ataovy hitanay ao amin’ny tranonkalan’ny Ceni Madagascar àry ny isan’ny Mpifidy voasoratra anarana isam-pokontany, isaky … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire