Archives par mot-clef : Christiane Ramian

« Fahavalo », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 2 photos.

. Fahavalo   Aza mihambo ho mahavita Rehefa tsy mahay miasa Aza miraikitra toa dinta Miala fa aza mivasavasa Efa efa-taona izay Mainka midina izay tsy izy Mosarena tany hay Izy anefa miambozizy Ny fiainany efa lafatra Azy ny tombontsoa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Madagasikara », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 2 photos.

– Madagasikara.   Gasikarako nosy tiako Ilay anjarako sy niaviako Tsy mba afaka ao antsaiko Tsy misaraka ahy fa lalaiko Ny tanimbary sy ny tany mena Alaina antsary satry ho jerena Ireo tanàna misy ireo havana Mahatamàna fa mavamavana Tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Réveil des citoyens. « O ry Gasy a ! », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 2 photos.

. O ry gasy a! Pour moins que ça, vous avez approuvé un coup d’état. Pour moins que ça, vous avez accepté qu’on ruine votre pays, que vous avez donné le pouvoir aux mafias qui jusqu’à aujourd’hui vous laissent mourir … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Jeneraly maro be, aiza ianareo natao hiaro sy hanampy fa mijaly ny vahoaka ? « Les soldats et les armes », C. Ramian.

Cette galerie contient 2 photos.

Voaroba ny Firenena. Ao anaty aizina, mahantra, indrindra mila fandriapahalemana ny vahoaka. – Atao inona jeneraly marobe. Ny jeneraly no atao feno dia hikarakarana ny fitondrana jadona ao amin’ny firenena. Hitazona ny tombotsoany ( karama be) ireo dia hiaro ireo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

26 Janvier 2009. « Tadidio », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 2 photos.

. Tadidio,   Valo taona anio no rotiky ny afo Sy novidiana lafo;tsarovy sy tadidio F’izao ny tanàna mbola hotohoto Marary sy maloto nohon’ny hadalàna Rotika ny tany hatr’iny andro Iny Be ankehitriny no mbola mitomany Fa potika ny asany … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

26 Janvier 2009. « Valo taona izay »,Christiane Ramian.

Cette galerie contient 2 photos.

. Valo taona izay.   Valo taona izay, No potika sy may Iarivo ilay nandroso Nalavo hikororoso Endrey reo mpaka sary Nijery ankarihary Ny Roba sy ny halatra Tsy nisy mba nananatra Be ny nihorakoraka Faly fa nirotaka Faly fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Ny Tanindrazako izao », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 3 photos.

Ny Tanindrazako izao   Onena ny fo noho ireto kilonga Miaina tsy satry amin’ny fahantràna Mijojo miharatsy fa tsy mba misonga Lavitry ny fandrosoana iandrandrana Taonjatom-pivoarana maneran-tany Kanefa ity miady mba ho afak’hisotro Ny loharano aza moa efa ritra sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Les soldats et les armes »,le billet de Christiane Ramian.

Cette galerie contient 3 photos.

Les soldats et les armes En ce jour même où certains repensent à l’Histoire en commémorant les héros de la Grande Guerre, qui avaient donné leurs vies à leurs pays où aux pays des autres pour la paix… Des soldats, … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« À mes amis », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 1 photo.

  À mes amis,   Combien de temps encore rêverais tu à l’utopie On a scellé ton sort en tour de démocratie Ils font ces élections disant que c’est ton choix Pour ta participation, « ils t’ont donné » un droit… Tu … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Tsy fanarahandalàna = anton’ny fahantràna », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 1 photo.

Tsy fanarahandalàna = anton’ny fahantràna   Mitaraina loatra fa ory sy mahantra Kanefa izy ihany no tena tsy mihantra Mikiky sy mandavaka ny vohon’ilay tany Dia izy Ireo ihany no mikiakiaka tomany Ongotany ny ravaky ny sisin’arabe Izay mahita azy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire