Archives par mot-clef : Claudine Razaimamonjy

Ny Valosoa, 18 Jolay 2017. Ireo vaovao misongadina. Gervais Rakotoarimanana, Ny Fitondrana tsy mahomby, Hvm, Tim …

Cette galerie contient 2 photos.

– Miaha-vaky ny sambon’ny fitondrana Tsy te ho tratra farany ny ministra Gervais R.   Ity no tonga amin’ilay fitenenana hoe: miha-vaky ny sambon’ny fitondrana ka tsy te ho tratra farany ny ministra Gervais Rakotoarimanana, ministry ny fitantanam-bola sy ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Claudine R. sy Laurent Rahajason na Rolly Mercia, Bianco sy Facebook !

Cette galerie contient 2 photos.

  – Horonam-peo niparitaka “Afaka mitory I Claudine R, hoy Rolly Mercia 04/07/2017 Ny lalàna eto amintsika amin’ny ankapobeny dia tsy mahazo raisim-peo ny resaka ifanaovana amin’olona anakiray ary tsy azo avoaka ho fanta-bahoaka raha tsy manaiky izany sy nierana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 04 Jolay 2017. Mahamasina, Fitondrana HVM, Vahoaka mahantra, Ny herim-boatay…

Cette galerie contient 2 photos.

– Matahotra vavaka sy rindra-kira ary Zumba ny fitondrana Tsy hihemotra ny hetsika etsy Mahamasina ny 8 jolay izao   Nanao valandresaka tamin’ny mpanao gazety  ny prefektoran’ny  polisy  eto Antananarivo Renivohitra fa ho foanana indray  hono ny  hetsika ataon’ny antoko … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Mme Claudine Razaimamonjy au summum de son art : « Dis moi qui tu fréquentes et je te dirais… ». GValosoa.

Cette galerie contient 3 photos.

– Claudine Razaimamonjy au mieux de sa forme, mais vulgaire ! par gvalosoa | Juil 2, 2017 | On ne s’attendait pas moins des commentaires de la conseillère de Hery Rajaonarimampianina, mais là, on atteint le summum du « vavan-tsena » ou … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 01/07/2017. Raharaha Claudine-Rajao-SMM, Fanondranana olona an-tsokosoko, Vidim-piainana…

Cette galerie contient 2 photos.

– Hery Rajaonarimampianina Mitaingina ny  ady amin’ny kolikoly  nataon’ ny BIANCO indray Mbola voaporofo indray ankehitriny  fa tsy manan-katoraka  ny filoha Hery Rajaonarimampianina   amin’ny fitondràna ity firenena ity . Nilaza ity  farany  tamin’ny fampahalalambaovao tany Frantsa  fa  mifofotra amin’ny ady … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Manjakandriana, 15/06/2017. Any indray i Claudine Razaimamonjy, TiaTanindrazana. Ny HVM, Midi M/kara.

Cette galerie contient 2 photos.

Claudine Razaimamonjy Nafindra eny Manjakandriana 16/06/2017 Tsy ao amin’ny fonjaben’Antanimora intsony i Claudine Razaimamonjy fa nafindra toerana. Omaly tamin’ny 1ora sy sasany tolakandro teo no niala teny an-toerana ary nentina any Manjakandriana ny tenany. Ho fanamafisana ny fitazonana azy ve … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 15 Juin 2017. Ben’ny tanàna TIM nisy nitifitra, Raharaha Tatie Clô, Ody kankana, Paul Rabary … Arp Helisoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

– Ben’ny tanàna TIM nisy nitifitra Miara-miory amin’ny fianakavian’ny maty i Dada Efa tena  mampitsangam-bolo mihitsy amin’izao fotoana izao ny tsy fandriampahalemana misy eto amin’ny firenena, tsy any Atsimo, tsy any Avaratra, tsy any Andrefana, tsy any Atsinanana, tsy amin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

Claudine Razaimamonjy , 12/06/2017. Nampidirina eny Antanimora, TiaTanindrazana. SMM-Fanambarana.

Cette galerie contient 2 photos.

  * « Ho avy tsy ho ela ny Ampamoaka, ka efa tsy mandry ny sain’ireo mpanodikodina ny volam-bahoaka. Betsaka ny raharaha « kolikoly » fantatr’i Claudine … Ka tokony ho henjana ny fiambenana ny aina eny amponja, sao … ». Mcm. – Claudine … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 8/06/2017. Rtoa Claudine, Fandriampahalemana, Yanish Ismael… Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

– . Vaovao isan-karazany, 8/06/2017. Laha-tsoratra sy sary vitsivitsy : Raharaha Claudine Razaimamonjy. Ihanta Randriamandranto. Fandriampahalemana. SMM, kidnapping Yanish Ismael, sns… . – . . .

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Fanirisoa Ernaivo, filohan’ny Sendikan’ny SMM. Claudine Razaimamonjy, ny tsy maty manota… Top Radio.

Cette galerie contient 3 photos.

FANDAHARANA DONAK’AFO : FANIRISOA ERNAIVO Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara. LOHAHEVITRA : « Sinema sa tena izy io hetsika ataon’ny SMM ankehitriny io ? » TOP RADIO 102.8 FM. . Filohan’ny SMM « Tsy maintsy ho avy ny anjaran’ny senatera Riana” 31/05/2017 … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire