Archives par mot-clef : Constant Raveloson

Ilaina antoka ny governemanta hitsangana  eo, Constant Raveloson (KMMR). 

Cette galerie contient 2 photos.

Constant Raveloson (KMMR)  Ilaina antoka ny governemanta hitsangana  eo   Manome ny heviny mikasika  ny  fanendrena ny Praiminisitry ny marimaritra iraisana Christian Ntsay, ny mpandrindra ny KMMR  nasionaly, Constant  Raveloson,  izay nampimenomenona ny olompirenena  maro indrindra  ny mpomba  ny filoha … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Tsy maintsy harodana Rajao sy ny forongony », Tafa Constant Ravelson.

Cette galerie contient 2 photos.

Zava-doza ho an’ny firenena Tsy maintsy harodana Rajao sy ny forongony   31/05/2018 Efatra taona nametraka ny rafitra sy ny olony mba haharetany eo amin’ny fitondrana ny HVM, ary poizina ho an’ny firenena ny mbola hijanonany eo sy hifehezany ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Tatitra – Magro Behoririka, 07Aprily 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– TATITRA MAGRO 07 AVRIL 2018. Mpitarika: Jean Constant Raveloson, Stanislas Zafilahy, Elian Raharison. Ireto ny resaka. 1/ Tsy mahakasika ny Filoha Ravalomanana Marc na dia kely aza ny Lalàna sampona nividianana solombavaùmbahoaka nataon’ny hvm. NOHO IZANY DIA TSY AZO IHODIVIRANA … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

“Tsy ny mpanongam-panjakana no handidy eto”, Kmmr.

Cette galerie contient 2 photos.

– Raveloson Constant “Tsy ny mpanongam-panjakana no handidy eto” 01/03/2018 Mivoitra ao anatin’ny lalàm-pifidianana ny fanakanana an-kolaka an’i Marc Ravalomanana tsy ho kandida filoham-pirenena. Tsy dia ny lalàna loatra, fa ny fanitrikitrihana efa nataon-dry Rivo Rakotovao efa hatry ny ela … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Komity Manohana an’i Marc Ravalomanana-KMMR 2018, sehatra ofisialy. Tatitra, Hetsika, Fanambarana. Horonan-tsary.

Cette galerie contient 2 photos.

– – – – Constant Raveloson filohan’ny KMMR 2018 Constant Raveloson no filohan’ny KMMR 2018 araka ny fanambarana nataon’ny filoha Marc Ravalomanana teny faravohitra nandritra ny fiarabàna nataon’ioreo mpomba azy teny Faravohitra noho ny ASARAMANITRA sy ny naha voafidy an’i … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Kmmr-Marc Ravalomanana,10 Febroary 2018. Magro-Behoririka.

Cette galerie contient 2 photos.

– TATITRA MAGRO ASABOTSY 10 FEBROARY 2018 Nitarika ny hetsika ny Filohan’ny KMMR 2018 Raveloson Constant sy R. Hélian ary R. Feno. 1/ Nilaza ny mpikabary fa efa manomana hala-bato any @ Faritra Atsimo ny mpitondra, ka izany no antony … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 27 Janoary 2018. C. Raveloson. H. Rajao. Magro. Vina 2030. M. Ravalomanana. 

Cette galerie contient 2 photos.

  Constant  Raveloson   Akoho tsy naneno ohatr’izay efa lanin’ny kary ny an’ny filoha Hery R.   Nitafa tamin’ny mpanao gazety  mikasika  ny raharaham-pirenena  ankehitriny   ny mpandrindra ny KMMR 2018 (Komity Manohana an’i Marc Ravalomanana 2018 ) Andriamatoa Raveloson Constant. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

KMMR, 25 Janoary 2018. Constant Raveloson nitafa tamin’ny mpanao gazety.

Cette galerie contient 2 photos.

– Nitafa tamin’ny mpanao gazety ny mpandrindra ny KMMR Andriamatoa Raveloson Constant par gvalosoa | Jan 25, 2018 | Nitafa tamin’ny mpanao gazety androany 25 Janoary 2018 ny mpandrindra ny KMMR (Komity Manohana an’i Marc Ravalomanana) Andriamatoa Raveloson Constant. Anisany noresahana tamin’izany ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Rolland Ratsiraka jamban’ny fankahalana an-dRavalomanana. TiaTanindrazana. Mcm.

Cette galerie contient 2 photos.

– Roland Ratsiraka Jamban’ny fankahalana an-dRavalomanana 25/07/2017 Efa maro ihany izay niakatra fahitalavitra sy niseho gazety nanaratsy an’i Marc Ravalomanana izay. Tamin’ity fiandohan’ny herinandro ity, dia i Roland Ratsiraka indray no nilaza fa misy voka-dratsiny amin’ny fizahantany ny fanamarihana ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire