Archives par mot-clef : Corruption Madagascar

ALERTE ROUGE : Sakaraha (Rajao), Paon d’Or (Kolikoly), Tsimbazaza (Hala bato)…

Cette galerie contient 2 photos.

KORONTANA SY DEMOKRASIA #Lalàmpifidianana #Kolikoly Tany Sakaraha, androany, nitokana « Bloc opératoire » no nanambara ny Filoha Rajao fa ny Làlan’ny Demokrasia dia ny fifandimbiasam-pahefana amin’ny alàlan’ny Fifidianana. Ô ry Filoha Rajao,Ataonay fa tsy misy, na iray aza, mandà izany saingy ny fametrahana ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

(II). Tsimbazaza-Kolikoly. Corruption, SMM, Bianco…

Cette galerie contient 2 photos.

  VIDÉO ~ #POROFO #SOLOMBAVAMBAHOAKA MPANAO #KOLIKOLY BEVATA, FIZARANA VOLA: HORONAN-TSARY MANEHO NY FIVORIANA MIAFINA NATAON’IREO SOLOMBAVAMBAHOAKA (NOVIDIAN’NY) #HVM.Madagasikara Malalako est avec Ta Ramses. – Si C’est avéré que le gouvernement a rassemblé des députés ce week end au Paon d’or et leur ont promis ou distribué de … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Fiara halatra, Mafia Karana ao Toamasina no atidoha.

Cette galerie contient 2 photos.

. Fiara halatra avy any ivelany Mafia Karana no atidoha Mbola mitohy hatrany ary hitan’ireo mpanaraka amin’ny alalan’ny fampahalalam-baovao maneran-tany ny fisiana halatra fiara raitra izay miroborobo fatratra any Eoropa ankehitriny.  Hamafisin’ireo gazety vahiny ireo fa tambajotra na mpangalatra matihanina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Mitaraina ny penina », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 3 photos.

MITARAINA NY PENINA   Tsy manaiky ny hapetraka ny penina F`efa be dia be ny zava-mahonena. Miharihary f`efa jamba sy marenina, Ireo mpitarika , mpitondra firenena.   Toa tsy mety vokim-bola ny rehetra: (Na polisy na zandary na mpitsara). Miara-miombona … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

2017, Indice de la Faim dans le monde: Madagascar en situation alarmante (116è sur 119 pays). IFPRI Rapport.

Cette galerie contient 2 photos.

Madagascar-2017.   Selon le dernier Rapport de l’IFPRI sur l’état de la faim dans le monde, Madagascar se trouve dans la catégorie des pays « ALARMANTS » au même titre que le Yemen et le Soudan (d’ailleurs, Madagascar se classe derrière ces … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

« Governemantan’ny ady », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 3 photos.

GOVERNEMANTAN`NY ADY   Governemantan`ny ady , kanefa dia nisy nitsoaka ? Dia inona indray izao no lainga holazaina an`iretsy vahoaka ? Sa mbola hotohizana hatrany ireo ventin-kabary mampiesona , Ilazana fa hoe ianareo dia malaza ho tsy mandray lesona ? … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 01/07/2017. Paris, Rajaonarimampianina mampiesona ny mpanao gazety. Video.

Cette galerie contient 2 photos.

Nampiesona mpanao gazety vahiny indray Rajaonarimampianina Milaza ny heviny momba ny fivahinianan’ny filoha Hery Rajaonarimampianina tany Frantsa ny mpandinika ny raharaham-pirenena Rivo Albert. Tamin’ny fandalovan’ny filoha Hery Rajaonarimampianina tany Frantsa dia nitafa tamin’ny mpanao gazetin’ny RFI, France 24 ary ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

« Ry mpitondra isany », Jean-Luce Randriamihoatra.

Cette galerie contient 6 photos.

– #Fiarahamonina. TENY TSY MISORONA Ry Mpitondra isany, Tena tsy mahatsapa ve ianareo fa mikorontana ary ahiana ho tsy azo fehezina intsony ny fiainam-pirenena ? Tsy mitovy marina ny fomba fijerintsika, satria (aminay) tsy ny fisehoana fa manapaka ruban etsy sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire