Archives par mot-clef : CUA Antananarivo Lalao Ravalomanana

Lalao Ravalomanana Ben’ny Tanana 3/02/2017. Boriborintany faha roa Mahazoarivo, Mandroseza.

Cette galerie contient 2 photos.

  Arp Helisoa. 3/02/2017.  « Asa ihany . asa hatrany no atao ambony fa izay no nifidianan’ny vahoaka an’i Neny ». – Arp Helisoa  Mitohy ny fidinana hifotony ataon’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana eny amin’ny boriborintany faha 2 io maraina io. Teny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo 31/01/2017. Nidina ifotony ny Ben’ny Tanana, boriborintany faha dimy-Manjakaray, Amboditsiry.

Cette galerie contient 2 photos.

. Arp Helisoa. 31/01/2017.  Mitohy ny fidinana hifotony ataon’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana eny amin’ny boriborintany rehetra eto Antananarivo Renivohitra. Teny Manjakaray sy Amboditsiry boriborintany faha 5 no nanatanterahana ny fidinana hifotony io maraina io  – . CUA serasera. 31/01/2017. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo. Boriborintany faha roa. Fanadiovana Ambohipo, Ambanidia…

Cette galerie contient 2 photos.

– Arp Helisoa. 13/01/2017. Toy ny boriborintany rehetra eto Antananarivo Renivohitra dia nanao fanadiovana faobe ihany koa ny tao ami boriborintany faha 2, ka teny Ambohimpo . Ambanidia mihazo an’i Manakambahiny no nanatanterahana ny asa fanadiovana tamin’izany. Manentana ny mponina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo, 28/12/2016. Ravalomanana – Lapan’ny Tanana-Jery todika 2016.

Cette galerie contient 2 photos.

CUA serasera. 28/12/2016. Jery todika ny taona 2016 Nisy ny tatitra nataon’ireo mpanolontsain’ny tanàna izay notarihin’ny filohany Andriamatoa Andriambahoaka Faustin tamin’ny Ben’ny tanàna narahina dinika sy tafatafa mahakasika ny fampandrosoana ary ny asa miandry amin’ny taona 2017 – CUA serasera … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

5/10/2016, CUA-Antananarivo. Ben’ny Tanana sy ny mpanolontsaina M. Ravalomanana. Fanadiovana.

Cette galerie contient 3 photos.

Arp Helisoa. Asa voalohany nataon’ny mpanolotsaina manokana ny ben’ny tanana Marc Ravalomanana ny fampianarana ny olona hanaja fahadiovana Mandroso Randria Hahetsika daholo ‘zay ananana rehefa hoe hanao zavatra: fahavononana, olona, fiara, fitaovana … fa indrindra ny finiavana te-hiasa, hiasa tsara, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire