Archives par mot-clef : CUA Antananarivo

Ireo mpitondra Taxi sy ny Ben’ny tanana Lalao Ravalomanana, 18 Oktobra 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

Nihaona tamin’ireo mpitondra Taxi ny Ben’ny tanana Lalao Ravalomanana gvalosoa | Oct 18, 2017 | Nihaona tamin’ireo mpitondra Taxi ny Ben’ny tanana Lalao Ravalomanana. Nivoaka avy hatrany ny trano fivoriana ilay ramatoa Clémence milaza fa president TAXI FTAR rehefa vaky bantsilana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 07 Oktobra 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

– Fikasana hanakatona ny Tiko AAA Magro Mandrehitra afo i Tazafy Namory mpanao gazety teny   Antaninarenina ny minisitry  ny  indostria TAZAFY  Armand   ny  alakamisy  teo , nambarany tamin’izany  fa  hakatona ireo orin’asa  lazainy fa tsy manara-dalàna. Ny fantatra aloha dia … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 05 Oktobra 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

Fanalana fako amin’ny dabam-pako Tsy mahabaiko ny olom-peheziny i Mahafaly Helisoa Manoloana  ny fanilihana andraikitra nataon’ny Praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier,  fa ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) no tompon’andraikitra voalohany amin’ny fisian’ny pesta dia  nihaona tamin’ny mpanao gazety ny delegen’ny boriboriboritany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo sy JICA. 03 Oktobra 2017. Lapan’Analakely.

Cette galerie contient 2 photos.

. CUA-JICA-TATOM Fihaonana faharoa niarahan’ny Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana niaraka tamin’ny Delegen’ny Boriborintany enina an-daniny sy ny solon-tenan’ny JICA notarihan’ny lehibeny Atoa Hideyuki Sasaki an-kilany, io maraina io, tao amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely.Isany nivoitra nandritra izany ny nandinihana ny « tetik’asa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Gazety Ny Valosoa, 23 Septambra 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

– New-York : zara raha nisy nihaino ny filoha Hery R.   Rina Rabemananjara Zaran’ny mpitondra fanjakana eto Madagasikara aza nisy ny Fivoriamben’ny Firenena Mikambana any Etazonia izay fanao isan-taona  isaky ny volana Septambra sy oktobra, mba hahafahana miseho sehatra eo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Gazety Ny Valosoa, 21 Septambra 2017. Omavet-Taxi, Cua-Antananarivo, Mbs, Betsipolotra…

Cette galerie contient 2 photos.

  – CUA, OMAVET, taxi Janoary 2018 mifankahita Isambilo Misokatra amin’ny fifampidinihana hatrany ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), noho izay antony izay, hihaona ny CUA sy ny OMAVET ary ireo mpitatitra taxi sy taxibe ary mpitatitra entana etsy Analakely tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 16 Septambra 2017. Loza mihatra. Fifidianana 2018, Cua-Omavet, Lalampanorenana, Syrianina…

Cette galerie contient 2 photos.

– Loza mihatra : handraisana lesona hihatrehana ny ho avy Andry Tsiavalona Miseho eto Madagasiakara avokoa izao toe-javatra mampivarahontsana rehetra izao ka miteraka tsy fitonian-tsaina ho an’ny Malagasy tsy vakivolo. Maro amin’izy ireny no iniana atao ary vitsy ihany ny voajanahary … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Gazety Valosoa, 14 Septambra 2017. Omavet-Cua, Vahiny tonga, Mahajanga…

Cette galerie contient 2 photos.

– Taxi sy Taxibe Vitsy ireo tsy mila OMAVET Ny Valosoa Manoloana ny fandavan’ny sasany amin’ny fikambanan’ny mpitatitra fiara karetsaka  ny fanapahan-kevitry ny  filan-kevitry ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, mahakasika ny contre visite iantsorohan’ny OMAVET dia manamafy ny fiadidian’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Faritra Analakely. Nifanome tanana ireo mpivarotra sy ny mpiasan’ny CUA.

Cette galerie contient 2 photos.

– Fanadiovana faobe ny faritra Analakely gvalosoa | Sep 14, 2017 | Niroso tamin’ny fanadiovana faobe ny faritra Analakely sy ny manodidina ny avy ao amin’ny Boriboritany Voalohany ny marainan’ny Talata faha 13 ny volana Septambra 2017.Sampan-draharaha maromaro avy eo anivon’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo. « Qui détruit le mieux la ville? ». LGDGI.

Cette galerie contient 2 photos.

Commerçants informels ou transports en commun : Qui détruit le mieux la ville ?   Souvent lorsque l’on doit faire face à la mauvaise foi d’une majeure partie de la communauté, il est difficile de mettre en place des réformes. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire