Archives par mot-clef : Dadan’i Zina

Ny pesta sy ny mpitondra, Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

NY PESTA SY NY MPITONDRA   Tsy laharam-pahamehana ka iniana tsy tenenina Ny fiatrehana ny pesta sy ny tetika ampiharina ? Be ny maty tao ho ao ka dia ezahina afenina ? Tena izay ilay politika : tsy tenenina  ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Ho anareo mpitsara », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

  HO ANAREO MPITSARA   Mankaiza ny dianareo ry mpitsara ? Ireo olo-mitazana , liana dia liana. Mahery ny vola  dia voazarazara F`izany no lalana tsy azo idifiana ? . Mankaiza ny dianareo ry mpitsara Fa maro ireo olona no … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Ry mitonona ho mpampihavana », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

RY MITONONA HO MPAMPIHAVANA !   Moa ho fandaniam-potoana toy ny teo aloha indray `Ty fampihavanana resahina eto Madagasikara ? Ry mpitondra o ! efa leo ny olon-tsotra toa anay, Mahita ireo “be politika” dodona ny handray anjara.   Efa … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Aoka tsy ho voazarazara ry mpitsara », Dadan’i Zina. Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

– AOKA TSY HO VOAZARAZARA RY MPITSARA   Aza mino ry mpitsara hoe hivaha ny olanao , Raha mbola ny “hery tonta “ ihany no hisandoka ho “vao” . Ny ekipany no mody amboariny : misy alàna , misy averina, … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Ny alahelonay ». Dadan’i Zina, Toky Baritafika Ramanankohajaina, Fanasina 7.

Cette galerie contient 2 photos.

– Vola sandoka,mpitondra sandoka,mpampihavana sandoka.   Tena sandoka daholo izay jerena, Toa tsy tazana miseho ny “tena izy”. Inona àry ity manjo ny firenena, Fa vao mainka mihamafy ny krizy !   Vola sandoka no indreny miparitaka, Sy milahatra amin`ireo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

« Vola sandoka, mpitondra sandoka, mpampihavana sandoka », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

VOLA SANDOKA . MPITONDRA SANDOKA. MPAMPIHAVANA SANDOKA   Tena sandoka daholo izay jerena, Toa tsy tazana miseho ny “tena izy”. Inona àry ity manjo ny firenena, Fa vao mainka mihamafy ny krizy !   Vola sandoka no indreny miparitaka, Sy … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 10 Aogositra 2017 (II). Ady tany, Fifidianana ho avy, Raharaha 10 Aogositra 1991…

Cette galerie contient 2 photos.

  – IREO MIROTSAKA HO MPAMPIHAVANA   Indreo fa efa vonombonona ary tazana hirotsaka Ny efa tena ratsy laza , ny olom-petsy kapotsaka. Ary dia nanora-tena fa hanohy ny fampihavanana, Na dia efa kilasiana ho olona maloto tanana.   Vola … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 08 Aogositra 2017 (II). Vola sandoka, Tim-Andapa, Loza-Ankazobe…

Cette galerie contient 2 photos.

  – Vola vaovao Tsy ampy iray volana akory dia efa misy ireo sandoka   Vola sandoka 20.000 Ariary vaovao miisa 59 no saron’ny Polisy any Sambava taorian’ny fitarainana nataona mpivarotra iray avy any amin’ny Kaominina Ambohimalaza ny herinandro teo. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

« Ny tonta ihany no avadibadika », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

. NY TONTA IHANY NO AVADIBADIKA   Aiza marina ny hery vaovao, Fa toa ny tonta no mivadibadika ao ? Jerena akaiky dia ny lo sy ny efa boboka, Sa ireo no mbola vonona “hijoboka” ?   Lany olona ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Fitsarana Mahaleotena », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

–   FITSARANA MAHALEOTENA ?   Raha mandeha ny fitsarana ka mizotra tsisy sakana, Dia inoana  hisy ngeza hihintsana eny ambony lakana. Fa ireo no atidoha izay kilasiana ho mpitarika, Ary avy aminy ny baiko sy karazan-toromarika.   Angamba tsisy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire