Archives par mot-clef : Didier Ratsiraka

Ny Valosoa, 10 Aogositra 2017 (II). Ady tany, Fifidianana ho avy, Raharaha 10 Aogositra 1991…

Cette galerie contient 2 photos.

  – IREO MIROTSAKA HO MPAMPIHAVANA   Indreo fa efa vonombonona ary tazana hirotsaka Ny efa tena ratsy laza , ny olom-petsy kapotsaka. Ary dia nanora-tena fa hanohy ny fampihavanana, Na dia efa kilasiana ho olona maloto tanana.   Vola … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Didier Ratsiraka. Diaben’ny fahafahana 10 Aogositra 1991.

Cette galerie contient 2 photos.

    – Tsy nisy ny fitoriana fanamelohana ny Amiraly Didier Ratsiraka hatramin’izao   “Ento  miakatra  ity firenena ity  ,  ho ravàna  ny mandan’i Jericho”, Ireo  no teny filamatry ny   tolona nataon’ny  vahoaka Malagasy tamin’ ny taona  1991 nitakiana  ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Kolonely Coutiti, 17 taona tany Tsiafahy.

Cette galerie contient 2 photos.

Kolonely Coutiti Mila ady amin-dRavalomanana indray 20/07/2017 Mitombo hatrany ireo irakiraka alefan’ny fitondrana HVM any anaty haino aman-jery hanaratsy an’i Marc Ravalomanana. Ny kolonely Coutiti indray no nipoitra sy niteny omaly. Ingahy Ravalomanana dia efa fantatra fa tsy tiam-bahoaka fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Mme Holisoa Andriamahazo, fille du Gl de Division. « Affaire Ratsimandrava ».

Cette galerie contient 2 photos.

Interview exclusive de Holisoa Andriamahazo Ramanantsoa, fille du feu Général de Division Gilles Andriamahazo Mardi 15 Septembre 2015   Andriamahazo- Ramanantsoa Holisoa fille de feu Général de Division Gilles Andriamahazo Qui a tué le Colonel Ratsimandrava ? Le Colonel Richard … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

7 Février 2015. Fahatsiarovana (MCM de Paris). Journée de solidarité.

Cette galerie contient 2 photos.

Hoan’ireo Tia Tanindraza namoy ny ainy : – 1895-1896 (Fanandevozana sy fanagejanan’ny Frantsay). – 1947 (Fanandevozana sy fanagejanan’ny Frantsay). – 1 er Avril 1971 (mpamono Tsiranana, Zandary gasy novolavolain’ny Frantsay). – 13 Mai 1972 (mpamono : Tsiranana, FRS, Padesm novolavolain’ny Frantsay) – … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | 1 commentaire